18/08/2026
🔥 VAOVAO BE!! STORE ENROULEUR PERSONNALISÉ 🔥
Azonao atao ny mametraka izay sary na motif tianao amin'ny store-nao. Sary misy tenin'Andriamanitra tianao indrindra? Logo an'ny orinasanao? Na motif décoration? Ianao no misafidy!
👉 Inona no tombony azonao?
✅ Haingon-trano manokana: Ataovy miavaka ny toerana misy anao amin'ny store manokana.
✅ Fiarovana amin'ny masoandro: Miaro anao sy ny fitaovanao amin'ny tara-masoandro mivantana ny store-nay.
✅ Kalitao avo lenta: Vita amin'ny akora tsara kalitao sy mateza ny store-nay.
Aza misalasala intsony! Hanampy anao amin'ny fisafidianana ny sary sy ny habe mety aminao izahay.
📩 Alefaso aingana ny commandenao:
📞 Tél / WhatsApp: 038 87 567 77
🌐 Website: www.kblind.store
💬 Message Privé
✉️ Email: [email protected]
📍 Na tongava mitsidika anay eto amin'ny Showroom Logipark Ambohibao!