23/04/2026
💖 SKIN1004 Poremizing Ampoule 💖
Te hanana hoditra: ✔ malama ✔ tsy be menaka ✔ tsy hita be ny Mason koditra na ny " pores dilatés"
Dia ity no mety aminao 😍
🌿 Centella avy ato Madagascar 🧂 sira mineraly manadio ny pores 💧 manampy hydration tsy mavesatra
👉 Ho an’ny hoditra salama sy madio kokoa isan’andro ✨
Mandefasa Ary hafatra miafina amin'ny commande-nao e