22/03/2026
Miarahaba daholo tompoko 🤩.
Eo ampikarakarana confiture vaovao indray isika izao an 😁.
🍃 Litchis avy eny an-tanimboly…
🔥 lasa ao an-dakozia…
🍯 ary miafara ao anaty Vilagny😋, ka manome Confiture Litchis Mamy
Alefaso mialoha ny Commande na antsoy mivantana ny numéro 034 69 497 68 sao ho tara an.