Tena Tsara

Tena Tsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tena Tsara, Home decor, Antsirabe.

💥Savoka Vernis
💝 Crème Zezika
💙Akora maro hoan'ny volo sy vatana
💚 Menaka Vonjy, Baume fosa, menaka mahagaga.
🧡Spiruline ,Vinaigre de cidre, Poudre de Baobab.
💜Huil Coco à chaud 🥥🌴 à froid

📌Box 123 Fihavanana Center Tsarasaotra
☎034 70 870 04

📢Promotion Faradoboka ety @ Foire 📢500ar ny   izay mividy 10 no mihoatra.👌🏻Bonbon mampite ihinana foana👌🏻Malemilemy fa t...
24/06/2026

📢Promotion Faradoboka ety @ Foire 📢
500ar ny izay mividy 10 no mihoatra.
👌🏻Bonbon mampite ihinana foana
👌🏻Malemilemy fa tsy mafy
👌🏻Tsy mamy be ohatran'ny mihinana manga mihitsy😋

Stand Numero 85, cote droite avy eo am Tsangambato dia manisa stand 5 dia faha enina isika

Ety @ Foire indray isika anCôte Droite Tsangambato dia manisa Stands 5 dia faha enina isika ☎ 034 70 870 04
20/06/2026

Ety @ Foire indray isika an
Côte Droite Tsangambato dia manisa Stands 5 dia faha enina isika
☎ 034 70 870 04

18/06/2026

Iza daholo no efa nampiasa crème tsihitafototra sy crème by Valimbavaka ? 😍😍
Mba ataovy ao amn commentaire oh

4000 Ar de mahazo 😍 ✨❄️ Mangatsiaka ny andro, aza adino ny mikarakara ny volonao! ❄️✨Ny hatsiaka dia mety hahatonga ny v...
15/06/2026

4000 Ar de mahazo 😍
✨❄️ Mangatsiaka ny andro, aza adino ny mikarakara ny volonao! ❄️✨

Ny hatsiaka dia mety hahatonga ny volo ho maina, mora tapaka ary tsy hamirapiratra. Koa omeo fikarakarana manokana izy amin'ny alalan'ny Crème Zezika na crème tsihitafototra , manampy amin'ny: 🌿 Fampamandoana ny volo
🌿 Fiarovana amin'ny fahamainana ateraky ny hatsiaka
🌿 Fanalefahana sy fanamafisana ny volo
🌿 Fanomezana famirapiratana voajanahary

💚 Crème Zezika-crème tsihitafototra – mpiara-miombon'antoka aminao amin'ny fikarakarana volo isan'andro, indrindra amin'izao andro mangatsiaka izao.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na hanafatra.

Crème Zezika sy crème tsihitafototra sy Romarin– satria mendrika hokarakaraina ny volonao! 💆🏽‍♀️✨

Creme coiffante Tsihitafototra&Romarin: 4000Ar PM / 10 000 Ar GM
Crème Zezika 17 000 Ar 🙏

Bonbon manga oh, ilay tsiro tena manga 🥭🥭🥭☎ 034 70 870 04📍 Box 123 Fihavanana Center Tsarasaotra
09/06/2026

Bonbon manga oh, ilay tsiro tena manga 🥭🥭🥭
☎ 034 70 870 04
📍 Box 123 Fihavanana Center Tsarasaotra

09/06/2026

Iza no efa mifoha ?
🌱 Tandremo ny fahasalamanao, satria ny fahasalamana no harena sarobidy indrindra. 💚

08/06/2026

😍Mirary herinandro vaovao sambatra be hoantsika rehetra 😍

🌿 Crème Coiffante Tsihitafototra + Romarin🍯 Savoka Vernis 🌱 Zezika by Valimbavaka✅ Vokatra voajanahary✅ Vita Malagasy ✅ ...
05/06/2026

🌿 Crème Coiffante Tsihitafototra + Romarin
🍯 Savoka Vernis
🌱 Zezika by Valimbavaka
✅ Vokatra voajanahary
✅ Vita Malagasy
✅ Kalitao sy fahafaham-po ho an'ny mpanjifa
📦 Livraison sur Antananarivo sy ny manodidina 📍 Misy ihany koa ny fanaterana amin'ny faritra arakaraka ny fifanarahana.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na hanafatra

✨🌿 FIKAFIKA KELY MANPIVERINA DEMOISELLE 🤣🥚☕Tsy mila mandany vola be akory vao mikarakara tarehy e! 😍👉 Taikafe + tamenak’...
04/06/2026

✨🌿 FIKAFIKA KELY MANPIVERINA DEMOISELLE 🤣🥚☕

Tsy mila mandany vola be akory vao mikarakara tarehy e! 😍

👉 Taikafe + tamenak’atody ihany no afangaro 👉 Osory amin’ny tarehy madio 👉 Avela 30 minitra 👉 Kobanina dia jereo ny vokany 😘

💯 Manampy hanala ireo sela maty 💯 Mampalefaka sy mampamirapiratra ny hoditra 💯 Mahatonga ny tarehy ho malama sy manjamanja kokoa

⚠️ Tsarovy fa mety tsy hitovy amin’ny olona rehetra ny vokatra azo, ka tsara ny manao test kely aloha amin’ny hoditra.

🥰 Raha tia astuces naturelle sy fikafika mora nefa mahomby ianao dia:

🔥 Araho tsy tapaka ny pejy 👍 Asio J’aime 💬 Asio "MANKAFY" ao anaty commentaire raha hanandrana ianao

❤️ Ny abonné fidèle no voalohany mahazo ireo tsiambaratelo beauté sy santé naturelle rehetra! 🌿✨

aza adino ny mi abonné ✅

Address

Antsirabe

Telephone

+261337150210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tena Tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tena Tsara:

Shortcuts

Share

Category