Coton de rêve

Coton de rêve Fil coton, pelote coton🧶
Accessoires pour crochet🪡🪢
📍 Antsirabe, 110

Contact : 034 48 093 37

Mifarana androany ito prix ito😅Ho avy mantsy ny entana vaovao fa araraoty aloha😊
16/09/2026

Mifarana androany ito prix ito😅
Ho avy mantsy ny entana vaovao fa araraoty aloha😊

Tsy matotra ilay saika haka azy🥺Lot aiguilles à tricoter BAMBOU (circulaire)❌ 13.000ar❌ au lieu de 15.000arCâble: 20cm📍 ...
15/09/2026

Tsy matotra ilay saika haka azy🥺

Lot aiguilles à tricoter BAMBOU (circulaire)
❌ 13.000ar❌ au lieu de 15.000ar
Câble: 20cm

📍 Antsirabe, afaka mandefa any amin'ny faritra

Bonjour🥰 Disponible avokoa ireto ho an'ireo mitady🧷 Marqueurs de maille/rang:    🌸 100ar/pc   🌸 1.500ar/pqt de 20pcs⭕ An...
15/09/2026

Bonjour🥰
Disponible avokoa ireto ho an'ireo mitady
🧷 Marqueurs de maille/rang:
🌸 100ar/pc
🌸 1.500ar/pqt de 20pcs
⭕ Anneau porte clé :
🖤 300ar/pc
🖤 250ar/pc raha maka 10pcs no miakatra
🪡 Aiguille crochet ergonomique 3.5mm: 3.000ar/pc (2pcs disponibles)
🪡 Aiguille crochet simple, double embout : 2.000ar/pc

❌ Vente en ligne ihany tompoko❌
📍 Antsirabe, point de récupération Zaodahy arrêt bus mianavatra
📦 Mandefa any amin'ny faritra rehetra



Pelote coton 🤍❌ Réservé❌
14/09/2026

Pelote coton 🤍

❌ Réservé❌

Destockage fil coton😍Prix: 3.500ar/pc de 100gEfa eo amin'ny sary ny isa misy😊 ❌ Vente en ligne irery ihany ❌ Raha hanao ...
14/09/2026

Destockage fil coton😍
Prix: 3.500ar/pc de 100g
Efa eo amin'ny sary ny isa misy😊

❌ Vente en ligne irery ihany ❌
Raha hanao réservation dia payé-na en totalité aloha

📦 Mandefa any amin'ny faritra
📍 Point de récupération Zaodahy arrêt bus mianavatra

14/09/2026

Hoasiana destockage kely ve sa ianareo kamo ? 😁🤣
Rahariva amin'ny 18h30 alefantsika eo ny sary sy ny vidiny😊 Prix mora

Partage, partage😊Jerenareo kosa izao hatsaran-javatra izao🥺❤️Miato kely aloha ny livraison sy ny récupération fil an ! O...
10/09/2026

Partage, partage😊
Jerenareo kosa izao hatsaran-javatra izao🥺❤️

Miato kely aloha ny livraison sy ny récupération fil an ! Omano ny vola fa asiantsika promotion amin'ny herinandro 🥰

Partage du jour🥰Tsara e❤️
08/09/2026

Partage du jour🥰
Tsara e❤️

06/09/2026

Tsara hariva daholo😊
Inona ny fitaovana ilainareo sy tianareo hisy ato amin'ny pejy ?

Iza no efa niditra fatiantoka fa tsy nahay nikajy izay tokony ho vidin'ny œuvre iray ? 🤔Andao hifampizara traikefa kely ...
02/09/2026

Iza no efa niditra fatiantoka fa tsy nahay nikajy izay tokony ho vidin'ny œuvre iray ? 🤔

Andao hifampizara traikefa kely aloha😊 Tsisy bedy fa samy afaka maneho hevitra daholo

Ireto misy fikajiana tsotsotra azo ampiharina:
1️⃣ Rehefa fantatra daholo ny dépense rehetra (tena hoe rehetra mihitsy fa tsisy hoe 500ar koa ve dia hoampidirina ato) dia ampitomboina in-2 na in-3 dia izay no manome ny vidiny
Ohatra: Hanamboatra bonnet an-jaza iray, mila pelote 100g (5.000ar), bokotra kely atao haingony 2pcs (200ar na 500ar arakarak'izay ampiasaina)
Dépense: 5.000ar+500ar=5.500ar
Vidiny: 11.000ar na 16.500ar

2️⃣Fantarina avokoa ny vola lany hividianana ny akora fototra. Atao avo roa heny (×2), avy eo ampiana izay tokony ho main d'œuvre anao
Ohatra ilay bonnet teo ihany:
Akora fototra: 5.500ar=>11.000ar
Main d'œuvre ohatra: 5.500ar
Vidin'ny bonnet: 16.500ar

3️⃣ Kajy manadala loha be😅 (Hazavaiko tsara ao anaty commentaire ito)
1. Vidin'ny akora fototra ampiasaina (Efa mazava be)
2. Fotoana nanatanterahana azy: ⏳ adiny firy ? Firy andro ?
3. Fahasarotan'ny asa: tsy hitovy mihitsy ny zavatra be détails sy ny tsisy
4. Coûts indirects: JIRAMA (eny oh ! Mila jiro isika rehefa miasa, na jiron'i JIRAMA io na ho torche na labozia raha tapaka ny jiro), hofan-trano (sa ianareo eny amin'ny arabe no manao crochet ? 😁), sns
5. Investissement/épargne : 1.000ar na 2.000ar (hahafahana mividy fitaovana vaovao e😊 Vy crochet manjakely, pompom maker,...)

Ohatra daholo ireo😊 Tantarao hoe ny expérience anareo🥰


Address

Zaodahy
Antsirabe

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 12:00
Sunday 12:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coton de rêve posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share