29/08/2026
🌿 TONGASOA ETO AMIN’NY SAVEUR DE FARATSIHO BY HL! 🍽️❤️
Toerana iray ahafahanao mankafy sakafo matsiro, voaomana am-pitiavana ary mitondra ny tsiron’ny faritra.
🥘 Sakafo malagasy
🌱 Tsiro sy vokatra eto an-toerana
❤️ Toerana milamina sy mahafinaritra
Na miaraka amin’ny fianakaviana, namana na mpiara-miasa, dia faly izahay mandray anao.
📍 Faratsiho Centre
Saveur de Faratsiho by HL — Ny tsiron’i Faratsiho, ny hafanan’ny fandraisana. 🇲🇬❤️