27/02/2025
Afaka mampiofana koa ho an'zany mitady ihany .
Ireto daholo no Zavatta azo ianarana:
Pâtisserie
Charcuterie
Transformation de lait
Décoration
Savonnerie sns....
Viennoiseries
Cuisine
Koa raha mahaliana anao Dia nanaraha n'y fizotran' 'ny fandaharam-potoana izay avoakany tsy ho ela
Na miresaka mivantana am Num 0341482125
301 bis/3304 Manaotsara Fianarantsoa akaiky n'y Fiangonana Advantista