21/09/2026
Akory aby ny mpanaraka an'Fy crochet shop 😍🌸
Tonga ndray iah hampidera anareo an'ty zavam bitako ty🧸🥰
Ahoana no mba fahitan'areo azy mba tsara v?🥰
Inn zavatra mbola ts mety?🤔
Ataovy ao hoe 😁❤
Mankasitraka antsika rehetra mpanaraka sy manohana anay 🥰
Mbola misy fona ny pelote milk 🧶 sy ny crochet ato amnay an aza misalasala miditra mp😍🌸
Aza hadino manaraka page fona an🥹💗