Fanaka PRO Manakara

Fanaka PRO Manakara " Ny tsara Kalitao hatrany "

Asa nenjehina tao anatin'ny iray andro, noho ny hamehana.Na tao anaty hamehana aza, dia fanaka raitra hatrany no natolot...
27/07/2026

Asa nenjehina tao anatin'ny iray andro, noho ny hamehana.
Na tao anaty hamehana aza, dia fanaka raitra hatrany no natolotray ho anareo mpanjifa

Misaotra nametraka fitokisana taminay, dia mampamangy any Ankaramalaza any eee... πŸ™

Yesss! 😎Enga anie haharitra an-taonany maro, hiaro izy raha hahidy, ary hitondra fitahiana sy fahasoavana ho anareo raha...
22/07/2026

Yesss! 😎

Enga anie haharitra an-taonany maro, hiaro izy raha hahidy, ary hitondra fitahiana sy fahasoavana ho anareo raha hosokafana,

Mankasitraka ny mpanjifa hatrany πŸ™

✨ AVANT ➜ APRÈS ✨"Ny mpandrandrana tsy hanafenana loha sola."Tsy izahay no nanamboatra ity table ity fa efa vita teo. Ny...
22/07/2026

✨ AVANT ➜ APRÈS ✨

"Ny mpandrandrana tsy hanafenana loha sola."

Tsy izahay no nanamboatra ity table ity fa efa vita teo. Ny olana dia maloto sy simba endrika ny tampony. Nodiovinay tsara fotsiny izy, dia nohamafisina tamin'ny vernis, ka izao no vokatra: miverina mamirapiratra sy tsara jerena indray.

πŸ‘‰ ianao koa, raha misy fanaka ilΓ na fanatsara any an-trano, afaka manantona anareo any an-trano izahay

NB: Tsy maka ny asan'olona izahay, fa asehonay am-pahatsorana ny anjara asa nataonay sy ny vokatra azo. πŸ™βœ¨

πŸ›οΈ Farafara dΓ©montableβœ… Mora rava sy atambatra, mety tsara halefa any ambanivohitra.πŸ“¦ Marihina fa tsy mbola nasiana vern...
16/07/2026

πŸ›οΈ Farafara dΓ©montable

βœ… Mora rava sy atambatra, mety tsara halefa any ambanivohitra.

πŸ“¦ Marihina fa tsy mbola nasiana vernis ilay izy eto, mba hisorohana ny fahasimbana mandritra ny fitaterana. Any an-toerana vao asiana vernis, araka izay loko na famaranana tian'ny mpanjifa.

Raha mila fanazavana na te hanafatra dia mandefasa hafatra miafina eto amin'ny pejy

Table de nuit tsara kalitao no natolotra ny mpanjifanay androany. Misaotra noho ny fitokisana! 🀝Mitady table de nuit mif...
14/07/2026

Table de nuit tsara kalitao no natolotra ny mpanjifanay androany. Misaotra noho ny fitokisana! 🀝

Mitady table de nuit mifanaraka amin'ny efitranonao ve ianao? Izahay dia mandray commande araka izay tianao

πŸ“© Mandefasa message privΓ© aminay raha hanao commande, eny na hanontany fotsiny aza, na miantso mivantana ny laharana 034 44 536 65

🚚 Livraison azo atao.

Ataovy anio ny commande-nao, fa izahay no hamboatra azy am-pitiavana sy amin'ny kalitao.

Mankasitraka anareo mpanjifa nametraka ny fitokisana taminay hatrany πŸ™
13/07/2026

Mankasitraka anareo mpanjifa nametraka ny fitokisana taminay hatrany πŸ™

21/06/2026

πŸ‘¨ Client :
– Rahoviana no vita ilay armoire nataoko commande?

πŸͺš Mpandrafitra :
– Rahampitso tompoko.

(3 andro taty aoriana...)

πŸ‘¨ Client :
– Fa ilay "rahampitso" nolazainao teo mbola tsy tonga ve?

πŸͺš Mpandrafitra :
– Tonga foana tompoko ny rahampitso... fa izahay mbola eo am-panaovana finition! πŸ˜‚πŸ˜‚

πŸ“Œ Fanamarihana :
Ny asa fanaka tsara dia mila fotoana, fa ny kalitao tsy atao maika! πŸ˜‰πŸͺ΅βœ¨

Fanaka PRO Manakara
Manamboatra fanaka matanjaka sy manara-penitra araka ny commande. πŸͺšπŸ 

Vitainareo io an? Matoky anareo aho an?Oui, tonga any an-tranonao any mihitsy izahay, salama ny varavaranao, mihidy ny t...
19/06/2026

Vitainareo io an? Matoky anareo aho an?

Oui, tonga any an-tranonao any mihitsy izahay, salama ny varavaranao, mihidy ny tranonao dia iny izahay no lasa...

Misaotra anareo client izay nametraka ny fahatokisana taminay hatrany

" Ny kalitao tsara hatrany "

Tamin'ity Fetin'ny Ray ity, ny Renim-pianakaviana no voasurprise... ❀️Ray iray be fitiavana no nanolotra ity table à man...
18/06/2026

Tamin'ity Fetin'ny Ray ity, ny Renim-pianakaviana no voasurprise... ❀️
Ray iray be fitiavana no nanolotra ity table à manger 8 places ity ho an'ny vadiny, fanomezana maharitra sy feno lanja ho an'ny tokantrano. ✨
Misaotra nanjifa πŸ™
Ary ianao? Inona no fanomezana manokana homenao ny olona tianao amin'ny fotoana manaraka?
πŸ“© Raisinay ny commande ho an'ny Fetin'ny Ray, tsingerintaona ary fotoana manokana rehetra.
🏑 Fanaka tsara, fahatsiarovana maharitra.

17/06/2026

πŸ‘¨ Vady :
– Aiza ny vadiko?

πŸ‘¦ Zanaka :
– Any atelier.

πŸ‘¨ Vady :
– Omaly?

πŸ‘¦ Zanaka :
– Any atelier.

πŸ‘¨ Vady :
– Herinandro lasa?

πŸ‘¦ Zanaka :
– Any atelier.

πŸ‘¨ Vady :
– Dia oviana izy no miala sasatra?

πŸ‘¦ Zanaka :
– Rehefa tapitra ny commande rehetra.

πŸ‘¨ Vady :
– Dia rahoviana izany?

πŸ‘¦ Zanaka :
– Tsy mbola hitan'ny siansa hatreto... πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Ry mpanjifa, tsy mora ny mamaly ny hetahetanareo, tsy ny afara akory no tsinontsinoavina, fa tsy mora ihany koa ilay manome ny kalitao tsara sy mateza ho an'ny nanjifa

Address

Andranovato
Manakara
316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaka PRO Manakara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category