10/08/2026
Cc, daholo🥰
Ho antsika rehetra izay liana na sahirana mitady mpanjaitra amin'izao fidiran'ny mpianatra izao, eto izahay ao amin'ny ekipan'ny sehatra asa- tanana sy zaitra ato amin'ny "Asmaf-Women handicraft " vonona ny hanampy antsika: sekoly
RaiamandReny , sns........
Alefaso ary ny tablier, tenu .....
Afaka mandray commande avy hatrany izahay, dieny izao.
Miara miasa hatrany isika eee✨✨✨
Prix promotion rentrée scolaire no bonus be ho azontsika izay liana @ zany, koa vonjivonjeo ny toerana gona aaa!😄
Contact : 0349850763