23/07/2026
Ny fahafaham-ponareo client, no tanjonay. ka rehefa tsapanareo, fa tsy very maina ny vola, ary tsy nandiso fanantenana ny zavatra vita, dia mba mahatsiaro maivamaivana ihany koa izahay, ary mamporisika anay, hanao n'y tsaratsara kokoa hatrany izany.
Entanina hatrany ary ianao, izay maniry ny zavatra tsara, tsy hisalasala hiantso ny:
034 37 326 65
032 48 524 96
Na hanantona ny biraonay
Sambava: Sambava centre
Andapa: Ampitan'ny birao SONATRA
Vohemara: Andranomasibe 1 dit Boss.