Bricodécor

Bricodécor Tous travaux de recapitonnage d'anciens salons. Atelier de couture des housses de canapé sur-mesure

Canapé nampiakanjoana teto amin'ny atelier de couture anay🧡Manaratena tsara sady afaka atao   no sady
07/10/2026

Canapé nampiakanjoana teto amin'ny atelier de couture anay🧡
Manaratena tsara sady afaka atao no sady

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Sf Chancelle Manjahasina, Hoby Nandrianina, Lithanah Mlg, Ellissa Rajaonah, Lu...
07/10/2026

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Sf Chancelle Manjahasina, Hoby Nandrianina, Lithanah Mlg, Ellissa Rajaonah, Lumière Lumière, Råzå Håppinėss
Tongasoa tompoko 🌻

Nouvelle semaine, nouveau défi 🥰Simili-cuir amin'ilay tsara kalitao no ampiasainay 💯Ary mi-se déplace izahay manamboatra...
05/10/2026

Nouvelle semaine, nouveau défi 🥰
Simili-cuir amin'ilay tsara kalitao no ampiasainay 💯
Ary mi-se déplace izahay manamboatra ny sezanao fa tsy misahirana mibata seza izany ianao✅

Bonne soirée 🌻Enjikenjika kely iny semaine iny surtout tamin’ny zaitra 🥰🛋️ Pouf vita
04/10/2026

Bonne soirée 🌻

Enjikenjika kely iny semaine iny surtout tamin’ny zaitra 🥰
🛋️ Pouf vita

🔥 Recapitonnage à Domicile 🔥 Canapé-lit navaozinay teny Ivato teny🤩Nanantona ny client izahay nanamboatra azy🥰 ( à   )  ...
03/10/2026

🔥 Recapitonnage à Domicile 🔥
Canapé-lit navaozinay teny Ivato teny🤩
Nanantona ny client izahay nanamboatra azy🥰 ( à )
Nosoloina velours côtelé beige taupe 💛

Hello October 👋🏻✅Kely sisa dia ho avy   sy   fa homany dieny izao re✅ Ankino amin'ny matihanina raha te ho afa-po ianao📷...
01/10/2026

Hello October 👋🏻
✅Kely sisa dia ho avy sy fa homany dieny izao re
✅ Ankino amin'ny matihanina raha te ho afa-po ianao

📷 Seza navaozinay teny Ivato efa elaela kely
Fa ezahana avoaka misesy tsirairay eto 😊
Mba ahitanao ireo be dia be avaozina eto amin'ny atelier anay 💯

30/09/2026

Coup de ❤️❤️
Revêtement en 😍

30/09/2026

Un grand merci à nos nouveaux followers ! Tsimakabe Vincent de Paul, Ainå Skÿ Mîxà, Williana Jaonosy, Sïsïne Gaëlle, 李知恩, Andry Hasina Noeliarisoa
Tongasoa tompoko 🌻

🔥 Recapitonnage à Domicile 🔥  📌 Tissu de qualité hatrany no proposénay anao📌 Afaka miantoka fournitures ihany koa ianao📷...
28/09/2026

🔥 Recapitonnage à Domicile 🔥
📌 Tissu de qualité hatrany no proposénay anao
📌 Afaka miantoka fournitures ihany koa ianao

📷🛋️ Anisan'ny be mpanana ity navaozina teto aminay ity
Nosoloina ny matière 🤎
Tsy adino ny rembourrage éponge hamerenana ny confort indray💯

✨May your Sunday be filled with cuddles and laughter ✨🌻 bricodécor
27/09/2026

✨May your Sunday be filled with cuddles and laughter ✨

🌻 bricodécor

Address

Soamanandrariny
Soamanandrariny

Opening Hours

Monday 06:30 - 21:30
Tuesday 06:30 - 21:30
Wednesday 06:30 - 21:30
Thursday 06:30 - 21:30
Friday 06:30 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00
Sunday 06:00 - 22:00

Telephone

+261340152745

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bricodécor posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bricodécor:

Shortcuts

Share

Category