Tia Mih'kaly

Tia Mih'kaly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tia Mih'kaly, Soavimasoandro.

🎂 Gâteaux sur commande
🎉 Anniversaire • Fiançailles • Mariage
✨ Gâteaux personnalisés selon vos envies
📍 Antananarivo
📞 +261 34 03 114 51
📩 Commande en message privé

Mitady gâteau manokana ho an'ny fotoana iray manan-danja ve ianao? ✨Tia Mih'kaly, mandray commande de gâteaux personnali...
05/10/2026

Mitady gâteau manokana ho an'ny fotoana iray manan-danja ve ianao? ✨
Tia Mih'kaly, mandray commande de gâteaux personnalisés izahay. 🎂
🎉 Anniversaire
💍 Fiançailles
💒 Mariage
🎁 Occasions spéciales
💡 Manana modèle tianao ve ianao?
Alefaso aminay fotsiny ny sarin'ilay gâteau tianao, dia hiresaka momba ny commande isika.
📩 Commande amin'ny Messenger
📞 +261 34 03 114 51
✨ Tia Mih'kaly — Gâteaux sur commande, selon vos envies.

Mankasitraka hatrany ho an'ireo mametraka fitokisana aminay Ka ho anareo izay mila mofomamy, manasa anareo hihiditra Mp ...
28/09/2026

Mankasitraka hatrany ho an'ireo mametraka fitokisana aminay

Ka ho anareo izay mila mofomamy, manasa anareo hihiditra Mp na hiantso ny 0340311451 fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay




Salama harivariva oh 🥰 Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande gâteau ato aminay Manasa anao hiiditra Mp na hiantso...
21/08/2026

Salama harivariva oh 🥰
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande gâteau ato aminay
Manasa anao hiiditra Mp na hiantso avy hatrany raha mahaliana anao izany 🙏❤️



🎉HAFA IHANY I MAMA. NENY TIAKO🥰Amin'izao ankatoky ny fetin'ny Reny 🤰izao dia faly izahay manome tolotra miavaka ho anare...
17/05/2026

🎉HAFA IHANY I MAMA. NENY TIAKO🥰
Amin'izao ankatoky ny fetin'ny Reny 🤰izao dia faly izahay manome tolotra miavaka ho anareo izay manao commande gâteau 🍰 fête des mères ato aminay 🥰
Commandez dès maintenant en Mp ou n'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations


Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika mianakavy oh 😻 Ireo ny kaly dia tohano ny aina 😋🥰Cake be ronono 1 + yaourt 1 =...
22/12/2025

Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika mianakavy oh 😻
Ireo ny kaly dia tohano ny aina 😋🥰
Cake be ronono 1 + yaourt 1 = 5000ar fotsiny

Ity asa-tanana mamikely ity indray no entina mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰 Mitohy hatrany ny f...
18/12/2025

Ity asa-tanana mamikely ity indray no entina mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰
Mitohy hatrany ny fandraisana commande gâteau


ity sakafo latsiro be ity indray no entina hirariana toimaso mamy ho antsika rehetra 🌃🥰
12/12/2025

ity sakafo latsiro be ity indray no entina hirariana toimaso mamy ho antsika rehetra 🌃🥰

Soava ny alina aby isika mianakavy mpanaraka ny pejy 🌃😘🥰
10/12/2025

Soava ny alina aby isika mianakavy mpanaraka ny pejy 🌃😘🥰

Mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra 🥰
09/12/2025

Mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra 🥰


Address

Soavimasoandro

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia Mih'kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share