Chez ilaiko Déco PVC

Chez ilaiko Déco PVC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez ilaiko Déco PVC, Home decor, Pavillon n°12 Bazar Be (derrière vendeurs des meubles), Toamasina.

Articles de Décoration, Tableau PVC, cadeaux personnalisés, idée déco ou cadeau, étagères rangement, cadre mural, diffuseurs, divers articles, produits cosmétiques, Parfums maison ....

Coucou daholo 🥰 Ho antsika hijery tableau, na hijery déco dia misokatra izahay adroany zoma 25 Septembre a 🤗👉👉 8h30mn à ...
25/09/2026

Coucou daholo 🥰

Ho antsika hijery tableau, na hijery déco dia misokatra izahay adroany zoma 25 Septembre a 🤗

👉👉 8h30mn à 16h30mn.

Bazar Be an-damosin'ny mpivarotra fanaka ampitan'ny Jirama
Pavillon n°12 no misy anay Chez ilaiko Déco PVC

18/09/2026

Hello Hello 🥰

OFFRE MANDALO 🤗🤗🤗
👇👇👇
Hanao promotion tableau PVC 3 lots 30cm*20cm isika 😍

Ohatrinona no tianareo ataontsika prix ary e?

Soraty ao amin'ny commentaires oe 😉

14/09/2026

Fandraisana commande tableau PVC personnalisé : isaky ny Lundi sy Mardi 🤗
👉 Alefa MP na Whatsapp ny sary.

Vita vendredi na samedi ny commande rehetra 😍

Mirary Alahady mahafinaritra antsika rehetra o 🥰Ity modèle ity izao 15.000ar pm 20.000ar GMAfaka atao personnalisé ihany...
13/09/2026

Mirary Alahady mahafinaritra antsika rehetra o 🥰

Ity modèle ity izao
15.000ar pm
20.000ar GM

Afaka atao personnalisé ihany koa, ohatra hoe ovaina ny soratra ☺️

13/09/2026

Tableau mural PVC avec corde 🙂
pm 15.000ar
GM 20.000ar

Disponible de suite.
Afaka manao commande personnalisée ihany koa izahay.

11/09/2026

Miroir
Cadre photo
Veilleuse

3 en 1 😍😍

Tena hoe 🥰🥰🥰🥰
Amin'ny vidiny mirary anefa 🤗

Disponible ato amin'ny boutique aty Bazar Be
An-damosin'ny mpivarotra fanaka ampitan'ny Jirama
Pavillon n°12

Chez ilaiko Déco PVC Tamatave
Manao livraison ihany koa izahay.

Hello Hello 🥰Misy an'ireto cadre rond ireto fotsiny koa ato aminay an!!! Diamètre 40cm👉👉 50.000ar 🤗Chez ilaiko Déco PVC ...
10/09/2026

Hello Hello 🥰

Misy an'ireto cadre rond ireto fotsiny koa ato aminay an!!!

Diamètre 40cm
👉👉 50.000ar 🤗

Chez ilaiko Déco PVC
Bazar Be an-damosin'ny mpivarotra fanaka ampitan'ny Jirama
Pavillon n°12

Manao livraison ihany koa izahay.

3 en 1 ireto a!!! 🥰Sady miroir No cadre photo No veilleuse Ireo ny modèle disponible fa vonjivonjeo o.Mandeha courant, s...
09/09/2026

3 en 1 ireto a!!! 🥰

Sady miroir
No cadre photo
No veilleuse

Ireo ny modèle disponible fa vonjivonjeo o.

Mandeha courant, sady mandeha pile ihany koa.

Tongavà aty mijery mivantana o , sady afaka misafidy tsara koa 🤗😍

Tableau luxe rond tena tsara be ❤️ 🥰😍Disponible ato amin'ny boutique Bazar Be.Pavillon n°12 An-damosin'ny mpivarotra fan...
09/09/2026

Tableau luxe rond tena tsara be ❤️ 🥰😍

Disponible ato amin'ny boutique Bazar Be.
Pavillon n°12
An-damosin'ny mpivarotra fanaka ampitan'ny Jirama.
Chez ilaiko Déco PVC

Manao livraison ihany koa izahay.

Arrivage Parfum Maison diffuseur 😍😉 wow 😍 Veyes 130ml 👉 22.000ar fotsiny 🥰Fraise ❤️Chocolat 🍫 Disponible ato amin'ny bou...
08/09/2026

Arrivage Parfum Maison diffuseur 😍😉 wow 😍
Veyes 130ml
👉 22.000ar fotsiny 🥰

Fraise ❤️
Chocolat 🍫

Disponible ato amin'ny boutique Chez ilaiko Déco PVC Bazar Be an-damosin'ny mpivarotra fanaka pavillon n°12

Address

Pavillon N°12 Bazar Be (derrière Vendeurs Des Meubles)
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:30 - 16:30
Saturday 08:30 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez ilaiko Déco PVC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category