25/08/2026
"Efa renareo fa voalaza tamin'ny Ntaolo hoe: aza mamono olona". Matio 5:21a
Misaotra an'i Jesosy fa vita soa ny Zaika kely VLM/SPFT faha 9 izay natao tao @ FLM Sakaraha. Vonona ny handray antsika izahay VLM Andakoro @ zaika kely faha 10 @ 2027 izao.
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.