04/04/2026
TOHANAKO TY AHY👊✊
*****601 TOLIARA****
📍Mila atosika sy vohizina ny talenta eto an-toerana ...
Omena lanja sahaza azy ahitany fa misy manaraka izy ireo ,ho tonga famporisihina sy hanosika azy ireo ihany koa hanohy ny ezaka .
Raha tsy diso aho in 2 nampidi-baolina i Augustin mpilalaon’ny Antimo Record FC tamin’ireo lalao 2 farany nataon’ny ekipany .
Amiko dia mila "mentionnena" izany .🙌
Nisy Lohalaharan’ny 3FB izay koa efa noresahiko teto nisy fotoana izy nahatafiditra baolina 3 tao anaty lalao iray asa aiza izy izay ...
Manana ny kalitao mampiavaka azy ny mpilalao avy any atsimo andrefana sady matanjaka
# Fenosoa Razafimamonjy