16/02/2024
🇲🇬🚨 Ndao ilalao e!🚨🇲🇬
🇲🇬Mety hazahonao tapakila maimaipona amin'ilay Fety "🇲🇬Gasikarako🇲🇬izay ho tontonsaina ny 1 Martsa ho avy izao ao amin'ny Havila School (eo akaikin'ny Le Glacier)
Tsotra ny fandraisana anjara
✅️ J'aimer la page et la publication
✅️ Identifier 3 amis en commentaire de cette publication
✅️ Partager cette publication en mode public sur votre mur et un hashtag
Ny fisarihana dia atao aminy 23 febroary 2023 🗓 aminy 12 ora atoandro⏰
Ny farany famarotana ny tapakila dia ny 23 febroary 2023 🗓