Boutique Chez Sandrah

Boutique Chez Sandrah ❤️ VENTE DÉCORATION VOITURE ❤️

12/08/2026

🌸☀️ FLEUR SOLAIRE POUR VOITURE 🚗✨
Donnez une touche mignonne, colorée et originale à votre tableau de bord ! 💐💖
☀️ Fonctionne à l’énergie solaire
🌸 Jolie fleur décorative
🚗 Parfaite pour l’intérieur de la voiture
✨ Design original et tendance
prix :20.000 ar
COULEUR : ROUGE, BLEU, VERT, ORANGE,ROSE

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE! 🔥❌❌25.000 ar PAIRE ❌❌CONTACT :0340780555❌ Leo ve ianao rehefa manindry ny soroka ny ceinture...
04/08/2026

🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE! 🔥
❌❌25.000 ar PAIRE ❌❌
CONTACT :0340780555
❌ Leo ve ianao rehefa manindry ny soroka ny ceinture de sécurité mandritra ny dia?
✅ Vahaolana tsotra sy kanto: Cache Ceinture Premium!
✨ Tombony: ✔️ Malefaka sady mahazo aina. ✔️ Miaro ny soroka sy ny vozona amin'ny tsindry. ✔️ Manatsara ny endriky ny intérieur an'ny fiaranao. ✔️ Mora apetraka ary mifanaraka amin'ny ankamaroan'ny fiara.
💥 PROMO MANOKANA: 25.000 Ar fotsiny ny paire! 💥
⏳ Stock voafetra! Aza tara fa rehefa lany ny stock dia hiverina amin'ny vidiny mahazatra.
📩 Manorata message dieny izao raha hanafatra. Livraison misy arakaraka ny toerana.
🚗 Omeo confort sy élégance ny fiaranao amin'ny vidiny mora!

🍏✨ ARRIVAGE VAOVAO  VAO TONGA! ✨🍏Ataovy miavaka ny ao anaty fiaranao amin'ity haingon-fiara paoma mahafatifaty ity! 😍🚗 M...
23/06/2026

🍏✨ ARRIVAGE VAOVAO VAO TONGA! ✨🍏
Ataovy miavaka ny ao anaty fiaranao amin'ity haingon-fiara paoma mahafatifaty ity! 😍
🚗 Mihetsiketsika sy mihovotrovotra rehefa mandeha ny fiara
🍏 Endrika kanto sy manintona maso
🎁 Tsara atao fanomezana
Prix :25.000 ar
Contact :0340780555
✅ Mety amin'ny fiara rehetra
📩 Andefaso hafatra dieny izao fa voafetra ny stock! 🔥✨🚗🍏

🚁✨ ARRIVAGE VAO TONGA! ✨🚁Tsy parfum tsotra fa haingon-fiara manintona maso sady manitra mahafinaritra! 😍💨 Hanitra mahari...
23/06/2026

🚁✨ ARRIVAGE VAO TONGA! ✨🚁
Tsy parfum tsotra fa haingon-fiara manintona maso sady manitra mahafinaritra! 😍
💨 Hanitra maharitra
🚁 Endrika hélicoptère mihodina kanto
🚗 Mety amin'ny fiara rehetra
PRIX :35.000 AR
EFA MISY PARFUM MIARAKA AMINY
📩 Andefaso hafatra dieny izao fa voafetra ny stock!

✨Protégez votre voiture avec style ! 🏎️✨Mijaly amin'ny hainandro ve ny ao anatin'ny fiaranao? Arovy amin'ny fomba miavak...
22/06/2026

✨Protégez votre voiture avec style ! 🏎️✨

Mijaly amin'ny hainandro ve ny ao anatin'ny fiaranao? Arovy amin'ny fomba miavaka sy mahafatifaty izy amin'ity Pare-soleil Disney "Cars" ity! 🤩
QUALITÉ MATEVINA TSARA

Tombony ho anao: Mitazona ny ao anaty fiara ho vaovao hatrany, tsy mafana loatra rehefa hidirana, ary miaro ny dashboard tsy ho simban'ny masoandro.

Hafa kely: Manome endrika velona sy miavaka (look unique) ny fiaranao eny amin'ny parking! 🚗👁️👁️
PRIX :50.000 AR(1300 mm×700mm)
COULEUR NOIR ET ROUGE DISPONIBLE

👉 Vitsy kely ny stock fa tongava haingana!

📞 Fifandraisana & Kaomandy: 034 07 805 55
📍 Boutique chez Sandrah

🌸 Haingo manaitra sady mampifaly ny maso! 🌸Mitadiava décoration kely nefa tena mampiavaka ny birao, salon, fiara na efit...
22/06/2026

🌸 Haingo manaitra sady mampifaly ny maso! 🌸
Mitadiava décoration kely nefa tena mampiavaka ny birao, salon, fiara na efitrano fatoriana? 😍
🌼 Voninkazo solaire mihetsiketsika
☀️ Mihetsika ho azy rehefa mahazo hazavana
🎨 Loko maro mahafinaritra sy manintona
🏡 Mety tsara ho an'ny trano, birao ary fanomezana
💯 Tsotra nefa manome endrika vaovao ny toerana misy azy
prix :25.000 ar
contact :0340780555
✨ Ampio hafaliana sy loko ny andronao amin'ity décoration mahafatifaty ity!
📦 Livraison disponible
📩 Mandefasa hafatra avy hatrany raha hanafatra!
🌺 Stock voafetra, aza tara! 🌺

🌸✨ Tsy accessoire tsotra fotsiny... fa ilay détail kely mampiova tanteraka ny endriky ny fiaranao! ✨🌸💗 Cache volant pelu...
17/06/2026

🌸✨ Tsy accessoire tsotra fotsiny... fa ilay détail kely mampiova tanteraka ny endriky ny fiaranao! ✨🌸
💗 Cache volant peluche ultra doux 🚗 Manome endrika élégante sy girly 🤲 Malefaka sady mahazo aina rehefa mitondra ❄️ Tsy mangatsiaka ny tanana amin'ny ririnina 👌 Mety amin'ny ankamaroan'ny fiara
🔥 Vidiny: 25.000 Ar
📞 Commande : 034 07 805 55
💖 Raha tia fiara madio sy manintona maso ianao, ity no accessoire tsy tokony ho diso ao anaty fiaranao!
⚡ Stock voafetra — alefaso message dieny izao! 🚗💕

17/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tinah Raj, Mparany Rabezanahary, Elisabeth Harisoa, Maminiaina Johnny, Volatiana Ny Ambinintsoa, Tahiana Roger, Mihary Nantenaina, Matthieu Rh, Andry Rodolphe

🥰Efa misy hoana vitesse automatique ihany koa ilay cache pommeau de vitesse an🥰couleur : NOIR SY GRIS no disponible
17/06/2026

🥰Efa misy hoana vitesse automatique ihany koa ilay cache pommeau de vitesse an🥰
couleur : NOIR SY GRIS no disponible

😻 PORTE-CLÉS TOM & JERRY PREMIUM DISPO! mouse & cat indray miverina mamirapiratra!Mety amin'ny:🔑 Lakilen'ny fiara na môt...
16/06/2026

😻 PORTE-CLÉS TOM & JERRY PREMIUM DISPO! mouse & cat indray miverina mamirapiratra!

Mety amin'ny:
🔑 Lakilen'ny fiara na môtô
🎒 Sakosy na "Trousse"
🎁 Fanomezana kely kanto sady miavaka

Kalitao tsara be (Silicone mateza), loko tsy miova.

Peratra volamena tsy mora harafesina.

💵 Prix: 7.000 ar
🚀 Livraison haingana manerana an'i Madagascar!

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Telephone

+261341277564

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boutique Chez Sandrah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boutique Chez Sandrah:

Shortcuts

Share