Antoka.

Antoka. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antoka., Arts & Crafts Store, Antananarivo.

Antoka. Ho an’ny tontolo hiainana anefa sac à épaule 😍😉Satria 50% recycler ♻️ Une mode éco-responsable ✅ By Antsa Créati...
29/01/2026

Antoka. Ho an’ny tontolo hiainana anefa sac à épaule 😍😉
Satria 50% recycler ♻️

Une mode éco-responsable ✅

By Antsa Créations ✨

Inona izany « mode éco-responsable » ?♻️🤔Izany hoe : ✅ Mampiasa fitaovana tsara sy recyclé ✅ Mampiasa Izay mbola afaka a...
29/01/2026

Inona izany « mode éco-responsable » ?♻️🤔

Izany hoe :

✅ Mampiasa fitaovana tsara sy recyclé
✅ Mampiasa Izay mbola afaka ampiasaina rehetra mba tsy ho lasa fako izy ireny
✅ Tsy voetery mividy (matériel) vaovao fa hamboarina na hanamboarana vaovao Izay efa Misy eo

Ndao hiaraka hiaro ny tontolo hiainana miaraka @ la mode 😉♻️🥰

Izahay dia en collaboration avec Antsa Créations ☺️ zareo no manao ny design ny produits anay

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antoka. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share