MADA BAG

MADA BAG MADABAG handcraft est une marque de création artisanale. Haute maroquinerie et vannerie 100% made in Madagascar.

Miavaka indrindra ny modely DISCO amin'ireo sac à bandoulière maro be izay efa hitanao hatramizay, tsara hendrika, matev...
12/05/2026

Miavaka indrindra ny modely DISCO amin'ireo sac à bandoulière maro be izay efa hitanao hatramizay, tsara hendrika, matevina sady mafy , tsy mihofaka, maivana ary azonao entina amin'ny fotoana rehetra.
Misy loko maro afaka isafidianana



Misy miteny hoe ny tsara hono tsy mba mora, ny hafa ndray mihevitra fa rehefa mora dia ratsy   koa ZayFa Zao aloha ann, ...
28/04/2026

Misy miteny hoe ny tsara hono tsy mba mora, ny hafa ndray mihevitra fa rehefa mora dia ratsy koa Zay
Fa Zao aloha ann, ny anay sady tsara no mafy kanefa amin'ilay vidiny mirary zakan'ny rehetra.



Address

Lot FVH 1G FENOARIVO
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MADA BAG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MADA BAG:

Shortcuts

Share