Rideaux de Qualité

Rideaux de Qualité Vente de décoration intérieur : rideaux,tissu d’ameublement, nappes, coussins,…

☎️ 034 91 167 86 (whatsApp)

17/07/2026

Salama daholo o
Asehoko anareo ny asa vitanay tamin’ty client nametraka fitokisana taminay ity
Tena afapo izy tamin’ny nampihaingoinay ny tranony fa dia tena nivoaka tsara tamin’ny nilàny azy

✨ NOUVEAUTÉ – Velours Côtelés & Voile de qualité ✨🤎 Ho an’ireo efa niandry dia tonga  ny velours côtelé amin’ilay qualit...
10/07/2026

✨ NOUVEAUTÉ – Velours Côtelés & Voile de qualité ✨

🤎 Ho an’ireo efa niandry dia tonga ny velours côtelé amin’ilay qualité tena tsara sady misy loko isankarazany afaka isafidiananao

✔️ Tissu matevina, malefaka ary tsara kalitao
Largeur : 1,50m
Prix en détail: 22000ar/metre
Prix de gros: 20000ar/metre

🤎Tonga ihany koa ny voile en lin misy motif discret , tena mihaja
✔️ Mety tsara ho an’ny rideaux salon, chambre, bureau, sns.
✔️ Voile maivana sy kanto, manome hazavana voajanahary ao an-trano.
Largeur : 2,80m
Prix : 18000ar/metre

💯 Kalitao tsara • Prix abordable

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny
Toerana : Ambodin’Isotry
☎️0349116786(whatsapp)

Ataovy kanto sy maoderina ny tranonao amin’ny rideaux sy ny lambantseza tsara kalitao! ✨🏡

✨ NOUVEAUTÉ – Velours Côtelés & Voile de qualité ✨🤎 Ho an’ireo efa niandry dia tonga  ny velours côtelé amin’ilay qualit...
04/07/2026

✨ NOUVEAUTÉ – Velours Côtelés & Voile de qualité ✨

🤎 Ho an’ireo efa niandry dia tonga ny velours côtelé amin’ilay qualité tena tsara sady misy loko isankarazany afaka isafidiananao

✔️ Tissu matevina, malefaka ary tsara kalitao
Largeur : 1,50m
Prix : 20000ar/metre

🤎Tonga ihany koa ny voile en lin misy motif discret , tena mihaja
✔️ Mety tsara ho an’ny rideaux salon, chambre, bureau, sns.
✔️ Voile maivana sy kanto, manome hazavana voajanahary ao an-trano.
Largeur : 2,80m
Prix : 18000ar/metre

💯 Kalitao tsara • Prix abordable

📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny
Toerana : Ambodin’Isotry
☎️0349116786(whatsapp)

Ataovy kanto sy maoderina ny tranonao amin’ny rideaux sy ny lambantseza tsara kalitao! ✨🏡

22/05/2026

Salama daholo o!🥲🥰

Mba hampihaingo sy hanome endrika tsara kokoa ny tranonao🏡🤍
Misy karazany maro ny rideaux voilage ato aminay : brodé simple sady élégante , plein jour, lin uni ,lin imprimé,…🌿✨

✔️ Voilage manify sy tsara tarehy(2,80m de large daholo)
✔️ Misy motifs sy couleurs maro
✔️ Misy rideaux lourds koa ato (2,80m de large , de misy 1,50m de large)
✔️ Mety tsara ho an’ny salon, chambre na bureau
✔️ Misy ihany koa ny tissu d’ameublement hanaovana lamban-tseza

📌 Santionany fotsiny ireo aseho ireo fa mbola misy modely maro 😊

📌Manasa anao ary hijery ny sary hatramin’ny farany☺️

📩 Midira MP raha mila fanazavana fanampiny na tongava mivantana aty amin’ny tsenanay aty Ambodin’Isotry🥰

☎️: 034 91 167 86 (whatsapp)

🚚📦 Manao livraison ihany koa

✨ NOUVEL ARRIVAGE ✨Tonga ny arrivage rideaux voile sy lourd(occultant) , ny tissu fanaovana seza( velours 1,50m de large...
01/05/2026

✨ NOUVEL ARRIVAGE ✨

Tonga ny arrivage rideaux voile sy lourd(occultant) , ny tissu fanaovana seza( velours 1,50m de large sy 2,80m de large)ho anareo izay mitady

Feno karazany modèles maro azonao isafidianana hanatsarana ny tranonao 🏠

• 🍀Misy ny rideaux matevina izay manome endrika chic 💫, ary misy koa ny voilage maivana izay mampiditra hazavana ao an-tokantrano🌞
Maro ny loko sy ny qualité ka azo antoka fa tsy ho diso fanantenana ianareo
Afaka mandray commande sur mesure ihany koa izahay
• Tsy izay ihany fa misy koa :�💛 Ny Embrasse hamatorana sy hanomezana endrika ny rideaux 🍄�🛋️ Ary ny Coussin manampy hatsarana ny tokantranonao

📩 Afaka mandefa message privé ianao raha mila fanazavana fanampiny na hanao commande
🚚Manao livraison ihany koa zahay
📞0349116786(whatsapp)
Raha tehijery mivantana ianao de afaka tonga ety Ambodin’Isotry satria mbola betsaka ny karazany tsy azo sary

Address

AmbodinIsotry
Antananarivo

Telephone

+261349116786

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rideaux de Qualité posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category