Cachotterie Déco Drap

Cachotterie Déco Drap Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cachotterie Déco Drap, Home goods shop, Tsiazotafo, Antananarivo.

✨ Linge de maison & décoration pour un intérieur élégant et confortable
🛏️ Parure de lit • housses canapé • rideaux • oreillers
Qualité & prix accessibles
📦 Livraison partout à Madagascar
📞 034 17 027 91

30/09/2026

Iza no mbola tsy nahazo?
Housse de chaise tissu velours

Nappe de table disponible ❤️Misy rectangle pour 6, 8 et 10 personnes, misy ronde ihany koa 🥰
30/09/2026

Nappe de table disponible ❤️
Misy rectangle pour 6, 8 et 10 personnes, misy ronde ihany koa 🥰

Housse de chaise en tissu polyester élastique 😍 Lot de 6 sisa no disponible amin’ity 😍
29/09/2026

Housse de chaise en tissu polyester élastique 😍
Lot de 6 sisa no disponible amin’ity 😍

Housse de chaise en tissu velours 🥰25.000 ar pièce Standard
29/09/2026

Housse de chaise en tissu velours 🥰
25.000 ar pièce
Standard

28/09/2026

Housse canapé 😍

Mora hapetaka, mis'adapte amin'ny pozina canapé maro, élastique tsara ny lamba 🥰

Tena efa vitsy izy ao ho an’izay mbola tsy nahazo an. Prix mbola en promotion ihany jusqu'à rupture de stocks 😘

Oreillers premium 💖 48x74cm 80.000 ar paire
28/09/2026

Oreillers premium 💖
48x74cm
80.000 ar paire

Les dimanches heureux ne sont pas forcément les plus extraordinaires… ☀️Bon dimanche ❤️
27/09/2026

Les dimanches heureux ne sont pas forcément les plus extraordinaires… ☀️

Bon dimanche ❤️

Jeté de canapé 😍Mamy kely mirakotra amin’ity rehefa maka aina iny, jerena manify sy kely2 fa mafana aniee 😊
26/09/2026

Jeté de canapé 😍

Mamy kely mirakotra amin’ity rehefa maka aina iny, jerena manify sy kely2 fa mafana aniee 😊

Izay loko tinareo 😍 eny oa, izay loko tinareo dia possible hanananay en semilourd 🥰Anontanio anieee
26/09/2026

Izay loko tinareo 😍 eny oa, izay loko tinareo dia possible hanananay en semilourd 🥰
Anontanio anieee

❤️ Neny ❤️Neny no olona tena manohana anah voalohany eo amin’ny fiainana 🥰Tsy aiko nareo raha maharemarque fa misy olona...
26/09/2026

❤️ Neny ❤️

Neny no olona tena manohana anah voalohany eo amin’ny fiainana 🥰

Tsy aiko nareo raha maharemarque fa misy olona "proche": namana, havana, tsy dia manohana anao izany amin’ny asa fivelomanao. Manjifa any ankafa le même produit zareo pour un prix plus cher, fa tsy mba mandalo ao atsainy mihitsy ny hividy zavatra ao aminao. Raha hividy ary dia mangataka prix d'amis 🤭

❌️ Tsy mba ohatr’izany Neny ❤️
Nanomboka izaho niditra tamin’ity sehatra ity, dia tato amiko daholo ny ankamaroan’ny linge de maison ao antranony no novidiany 🥰 Ary izy dia mividy amin’ny prix normal affiché ato amin’ny magasin foana ☺️ mety midongy² zavatra amiko izy indray² amin’ny fiainana andavanandro, fa jamais tena jamais midongy zavatra avy ato atsena, fa raha misy tiany na ilainy ato, dia vidiany 😊 Tena sambatra aho manana Neny manohana toy izao 🥰

Anniversaireny androany dia eto aho sady mirary soa azy 💖 no misaotra azy amin’ny rehetra hataony ho ahy sy ankohonana keliko 🥰
Joyeux anniversaire Neny Harisolo Nomena ❤️❤️ je t'aime ❤️

Address

Tsiazotafo
Antananarivo
101

Telephone

+261341702791

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cachotterie Déco Drap posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cachotterie Déco Drap:

Shortcuts

Share