31/07/2025
Coopérative Rakotomalala et Fils ‘’Lambamena’’ :
Depuis 1989
Nous vous accompagnons dans votre douleur
DÉPLACEMENT À DOMICILE GRATUIT
En ces temps difficiles, nous comprenons les défis supplémentaires que vous rencontrez.
APPELEZ NOUS DIRECTEMENT
Notre équipe est à votre écoute
Nos services :
• Vente de LAMBAMENA ‘’linceuls’’
• Famonosan-damba
• Vente de cercueil
• Décoration funéraire
• Corbillard
• Organisation d'obsèques
• Déplacement à domicile
• Costumes et habilles
• Acheminement par voie aerienne : nationale et internationale
• Disponibilité : la cooperative RAKOTOMALALA & fils ‘’lambamena’’ est disponible 7j/7 et 24h/24 pour vous
Responsable clientèle
Mme LALA : 034 13 037 62
Mr TITA : 034 01 671 91
Mr TAFITA : 034 62 952 00
Mr RAKOTO : 032 93 567 80
Mme ANJARA : 034 17 667 37
Email : [email protected]
Facebook : coopérative RAKOTOMALALA & fils ‘’lambamena’’
Mahatokia fa hifanampy aminao amin’io fotoana manjombona mandalo eo aminao io.
&fils''lambamena
Coopérative Rakotomalala et Fils ‘’Lambamena’’:
H@ 1989
Ny fahafatesana dia sedra mafy izay tsy maintsy mandalo eo amin’ny fiainana.
Noho izany fotoana manjombona ho an’ny fianakaviana izany dia aza misalasala miantso sy maka toro-hevitra fa ho eo anilanareo izahay eto amin’ny Coopérative Rakotomalala et Fils ‘’Lambamena’’
Miaino anao izahay ary hanampy anao amin’ny fikarakarana ny zavatra rehetra ao anatin’ny fomba sy ny finoanao
Ny asanay :
• Izahay no manantona any aminao : mandeha any amin’ny toerana misy anao, manomeha toro-hevitra ary mitondra izay rehetra ilainao toy :
• Mivarotra LAMBAMENA
• Famonosan-damba
• VATAPATY
• Famadihan-drazana
• Fampihaingoana
• Corbillard
• Fikarakarana ny lafiny rehetra
• Akanjo sy lamba
• Fahafahana : Ny cooperative RAKOTOMALALA & fils ‘’lambamena’’ dia misokatra ho anao 7andro/7 et 24ora/24
• Ny apetrakay ho anao :
• fifanajana
• ho matianina
• mihaino sy ho eo anilanao
Coopérative Rakotomalala et Fils Lambamena
Laharan-tarobia : responsable clientèle
Mme LALA : 034 13 037 62
Mr TITA : 034 01 671 91
Mr TAFITA : 034 62 952 00
Mr RAKOTO : 032 93 567 80
Mme ANJARA : 034 17 667 37
Email : [email protected]
Facebook : coopérative RAKOTOMALALA & fils ‘’lambamena’’
Mahatokia fa hifanampy aminao amin’io fotoana manjombona mandalo eo aminao io.
&fils''lambamena