Kapa Manaja

Kapa Manaja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kapa Manaja, Arts & Crafts Store, Antananarivo.

Pointure 40 sy 41 no disponible amin'ireto modèle Deux temps Croco ireto .Afaka manao commande kosa ho an'ireo  pointure...
20/08/2026

Pointure 40 sy 41 no disponible amin'ireto modèle Deux temps Croco ireto .

Afaka manao commande kosa ho an'ireo pointure hafa rehetra ✅
Amin'ny vidiny 50 000 Ar ✨

Antsoy avy hatrany ary ny laharana
📞 0340685881 na sur MP

Mihavaka tokoa ny fitiavanareo ireto modèle 4 ireto! 🔥📌 M001 – Vao niverina indray.📌 M002📌 MF007📌 M010Ireo no isan'ireo ...
29/07/2026

Mihavaka tokoa ny fitiavanareo ireto modèle 4 ireto! 🔥

📌 M001 – Vao niverina indray.
📌 M002
📌 MF007
📌 M010

Ireo no isan'ireo modèle tena nibahana tao anatin'ny commande hatramin'ny nivoahany.

✅ Mbola mandray commande hatrany izahay.

📩 Alefaso amin'ny MP ny commande-nao, na antsoy mivantana ny laharana 034 06 858 81



KAPA VRAI CUIR ✨PRIX DE GROS  : 27 000 ArPRIX EN DÉTAIL : 35 000 ArSur commande hatrany ( 24 H hatramin'ny 48 H ny fahav...
27/07/2026

KAPA VRAI CUIR ✨
PRIX DE GROS : 27 000 Ar
PRIX EN DÉTAIL : 35 000 Ar

Sur commande hatrany
( 24 H hatramin'ny 48 H ny fahavitany )
📌Tana, payement @ Livraison
📌Faritra, payement obligatoire avant confirmation commande

Livraison tana ( 3000 Ar hatramin'ny 5 000 Ar )
Livraison Faritra ( 3 000 Ar )

Alefaso avy hatrany ary ny commandenao ao amin'ny Mp na antsoy avy hatrany ny laharana. 0340685881 ( Misy WhatsApp)

Amin'ny fo tena fo feno hafaliana no hilazana fa , miverina Disponible manomboka izao ity Modèle "M001" ity ✨Sur command...
27/07/2026

Amin'ny fo tena fo feno hafaliana no hilazana fa , miverina Disponible manomboka izao ity Modèle "M001" ity ✨

Sur commande ihany.
na izany aza voafetra ny ato ka izay tonga aloha ihany no mahazo azy 😉

Mp na Appel avy hatrany 📌
📞 0340685881

📌 livraison Tana (3 000 Ar hatramin'ny 5 000 Ar )
mandefa Faritra ihany koa ( 3000 Ar )

✅ Disponible en gros 25 000 Ar fotsiny raha tokony ho 27 000 Ar ny iray raha maka 10 mihoatra amin'ity volana JONA ity 🥳...
08/06/2026

✅ Disponible en gros
25 000 Ar fotsiny raha tokony ho 27 000 Ar ny iray raha maka 10 mihoatra amin'ity volana JONA ity 🥳
(Mifidy pointure)

✅ 35 000 Ar kosa ny maka iray
Sur commande hatrany ‼️

Antananarivo - Ankaraobato
Livraison tana ( 3000 Ar - 5000 Ar )
Faritra ( 3000 Ar )

Tel : 0340685881
WhatsApp : 0340685881




Mba alefako aminareo eto ity modèle nataonay taloha ity , miaraka amin'ny prix nivarotana azy tamin'izany .mbola afaka  ...
02/06/2026

Mba alefako aminareo eto ity modèle nataonay taloha ity , miaraka amin'ny prix nivarotana azy tamin'izany .

mbola afaka atao tsara mihintsy ilay modèle ah 😁

✅ VRAI CUIR VÉRITABLE 🛡️✅ PRIX : 35 000 AR ✨COULEUR : NOIR , MARRON FONCÉ , MARRON CLAIR .🈳 DISPONIBLE SUR COMMANDE 2 jo...
07/05/2026

✅ VRAI CUIR VÉRITABLE 🛡️
✅ PRIX : 35 000 AR ✨

COULEUR : NOIR , MARRON FONCÉ , MARRON CLAIR .

🈳 DISPONIBLE SUR COMMANDE
2 jours hatramin'ny 3 jours

Livraison tana ( 3 000 Ar hatramin'ny 5 000 Ar )
Livraison Faritra ( 3 000 Ar )

Contact : 0340685881 📞
WhatsApp : 0340685881 🗨️

🎉 ARABAINA Vo Ary  🙏Ianao no voasarika tamin'ny  fisarihana  ‼️Manasa anao hiditra Mp tompoko 🙏
24/04/2026

🎉 ARABAINA Vo Ary 🙏
Ianao no voasarika tamin'ny fisarihana ‼️

Manasa anao hiditra Mp tompoko 🙏

24/04/2026

🎉 ARABAINA ny mpandresy tsika tamin'ity lalao Kapa iray 1000 Ar ity .

Tamin'ity iray ihany aloha no nahazo fa amin'ny Kilalao manaraka dia Olona Mety ho roa na telo mihintsy aza

Vo Ary manasa anao hiditra MP
hilaza ny modèle izay ho atao anao
amin'ireo vidiny 35 000Ar rehetra ato amin'ny Pejy .

24/04/2026

TAPITRA NY FAFAHANA MANDRAY ANJARA ‼️😊.

angataha ireo nandray anjara nefa mbola tsy nandefa Numéro fa Capture fotsiny ,mba andefa numéro , mba tsy ho disqualifié amin'ny Fisarihana ianao , hamarino ihany koa sao tsy Hita ny Partagenao teo amin'ny mur anao. Tsy Misy mahazo mandefa Vola intsony .

Bonne Chance daholo ireo nandray anjara 🎉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kapa Manaja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share