24/08/2026
Ohatrany tsara koa raha hoe "Noir & Blanc" toy izao ilay faire part an, loko mihaja be foana ireo. Fa afaka atao mifanaraka amin'ilay code couleur safidianareo 2 foana io an.
averina eto ihany ny toerana misy antsika:
- Toerana: ANKAZOMANGA
- Contact/whats'app: 032 49 170 38
- ora fisokafana:
- akatsinainy hatramin'ny zoma: 8h - 17h
- alahady: 8h à 12h (sur rendez-vous ny alahady)