Kojakoja

Kojakoja Regarde les bonnes choses ✨

29/07/2026

✨ Aspirateur point noir ✨
prix: 40.000ar

Lany ilay teo aloha 60.000Ar dia vo nahatonga indray ary efa naidina ny vidiny.

Araraoty fa mandalo ihany

Arrivage voa mafana 🔥Ireo avy ny lokon'ilay SUP GAME BOX  ✨
10/06/2026

Arrivage voa mafana 🔥

Ireo avy ny lokon'ilay SUP GAME BOX ✨

26/05/2026

Toy izao ilay miroir organique rehefa asina RUBAN LED MULTICOLORE ✨

Teto izao Miroir organique
Dimensions : 50*1m30
Prix miroir: 285.000ar
Prix avec LED : 320.000ar

~ Sur commande ~

Maro be ianareo nanotany an'ilay gourde iny.Efa nahatonga izahay.✨ Isotherme (chaud et froid) ~Mitana hafanana sy mangat...
26/05/2026

Maro be ianareo nanotany an'ilay gourde iny.
Efa nahatonga izahay.

✨ Isotherme (chaud et froid) ~Mitana hafanana sy mangatsiaka
✨ 750 Ml
✨ Sous carton avokoa
✨Une couleur de chaque disponible

Prix : 35.000Ar

Livraison partout Madagascar 🇲🇬

09/05/2026

Ity indray izy fanazavana tsotsotra amin'ny teny gasy ny fampiasana cup menstruelle nataon'i Kojakoja ☺️

09/05/2026

Ity ny vidéo reportage nataon'i Brut momban'ilay cup menstruelle.

Izay manampy fanazavana kokoa momban'ilay cup menstruelle ☺️

Asiantsika LIVE VENTE PROMO entana rehetra ato amin'i Kojakoja demain.Amin'ny firy mety amintsika?16h? 17h? 18h sa alind...
08/05/2026

Asiantsika LIVE VENTE PROMO entana rehetra ato amin'i Kojakoja demain.

Amin'ny firy mety amintsika?
16h? 17h? 18h sa alindalina mihintsy ?

08/05/2026

✨Cup menstruelle na kaopy fadim-bolana ✨

Prix💰
40.000Ar (01)
70.000Ar (02)

- En silicone médicale
- Deux tailles sont disponibles : S et L
- 03 couleurs disponibles : Rose , violet , noir

Ho an'i vehivavy rehetra indrindra ireo tsy mazaka serviette hygiénique sy tampon (allergies lasa misy misy bouton be dia be ny faritra fivaviana)
Indray mividy ihany dia maharitra 5 taona be izao, izany hoe tsy mandany vola isambolana intsony
Mora diovina satria rano fotsiny no anadiovana azy.

Livraison manerana ny Madagascar 🛵

06/05/2026

✨Installation teny Analamahitsy teny ✨

Vokatra ny fahatsarana oh✨Miroir disponible de suite✨ Ho an'ireo tia vibe aesthetic, girly, coloré pastel.Type: Miroir o...
06/05/2026

Vokatra ny fahatsarana oh

✨Miroir disponible de suite✨
Ho an'ireo tia vibe aesthetic, girly, coloré pastel.

Type: Miroir organique avec bordure en bois
Couleur : Mauve
Dimensions : 1m60*70cm
Caractéristiques : Murales, installation invisible
Prix: 520.000Ar

Izay tonga voalohany no mahazo azy

Address

Itaosy Ambanilalana
Antananarivo
102

Telephone

+261328003476

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kojakoja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category