ISA Laser Labs

ISA Laser Labs Atelier de marquage, gravure et découpe laser. Applicable dans la customization, décoration, maquette, cadeaux, noces et carterie...

18/08/2026

🚨✨ VAOVAO BE! ✨🚨

Mbola tsy fahita matetika, nefa tena mihaja sy miavaka ho antsika mpanao asa-tanana! 🌿🤎

🏷️ Étiquettes en bois naturel isan-karazany, azo hisafidianana araka izay tianao. Personnalisable foana: endrika, refy, soratra na koa logo. ✨
Mety tsara ho an’ny poketra, akanjo, kitapo, cadeaux, packaging, sy ny asa-tanana maro isankarazany! 🎁🧵

📩 Aza misalasala mandefa MP
📞 Na miantso anay mivantana: 034 97 350 55

12/08/2026
24/07/2026

L'Atelier évolue!

Avec l’UV : les impressions directes sur verre, métal, plastique, bois, céramique, acrylique, objets fins ou épais, et bien plus encore... deviennent possible.

🚀 L’objectif reste le même : vous aider à transformer vos idées en objets uniques, professionnels et à forte valeur ajoutée.

👉 Vous avez un projet ? Un besoin en personnalisation ?
📩 Envoyez-nous un message ou commentez ce post : on en discute et on trouve la meilleure solution pour vous.

Bienvenue dans la nouvelle ère de l’atelier ISA Laser Labs !

🌸⏳ Plus que quelques heures avant la clôture des prises de commande pour la Fête des Mères ! 💝📌 Les prix sont déjà indiq...
29/05/2026

🌸⏳ Plus que quelques heures avant la clôture des prises de commande pour la Fête des Mères ! 💝

📌 Les prix sont déjà indiqués en description cliquez juste sur les liens👇

✨ Les nouveautés de cette année :
https://web.facebook.com/share/p/18ZkEELTXn/

💐 Les modèles que nous proposons depuis quelques années :
https://web.facebook.com/share/p/1NNhJHYqmY/

🚨 Juste pour cette journée de « Rush », soyez précis SVP 🙏 Il vous sera sûrement demandé :

1️⃣ Le modèle qui vous intéresse 🎁
2️⃣ Le message pour Maman ou Mamie 💌👩‍👧‍👦
3️⃣ Si vous souhaitez être livré 🚚 : quartier, repère et numéro de téléphone fonctionnel 📞
4️⃣ Si vous souhaitez récupérer en atelier 🏠 : Ambatoroka arrêt SMAP, contact Mr Rindra 📱 034 97 350 55

Merci à tous pour votre confiance ❤️🌷

Raha mbola tsy manana cadeau ho an'i Neny ianao dia aza manahy...Ireto misy cadeaux mijanona ho fahatsiarovana mandritra...
22/05/2026

Raha mbola tsy manana cadeau ho an'i Neny ianao dia aza manahy...

Ireto misy cadeaux mijanona ho fahatsiarovana mandritra ny taona maro !!!!

🌸 Personnalisable
📸 Misy sary
💌 Misy hafatra avy any am-po
🇲🇬 Vita eto Madagasikara

Tagué-o Dada na ilay iray tampo aminao mbola tsy nividy cadeau ho an'i Neny 😏

• Plaque ronde avec fleurs (30.000Ar)
• Cercle en acrylique doré et cœur en bois personnalisé avec fleurs (45.000Ar)
• Cadre photo Mama (60.000Ar)

📩 MP raha hanao commande
🚐Afaka mandefa any amin’ny faritra izahay

Trophées sy médailles ho an’ny Padel Club Tamatave, mitambatra ao ny kalitao sy ny originalité.✨Design classy💎Finition m...
08/05/2026

Trophées sy médailles ho an’ny Padel Club Tamatave, mitambatra ao ny kalitao sy ny originalité.

✨Design classy

💎Finition madio be

📩Alefaso aminay ny projet-nao, fa ataonay tena miavaka


20/04/2026

Indro karazana Trophée natao ho ana Banky iray eto amintsika
⚡️Découpe Laser bien précis
🎨Loko isankarazany (volamena + volafotsy + alimo) = mamirapiratra be✨
🛠️Personnalisé hatrany

🙌Misaotra ny BOA Madagasikara @ fahatokisana.
Ianao koa raha maniry ny hanamboarana Trophée ho an’ny mpiara miasa aminao
📩Aza misalasala manoratra aty aminay
🚀Andao hatao miavaka ny projet-anao

Indro karazana Trophée natao ho ana Banky iray eto amintsika⚡️Découpe Laser bien précis 🎨Loko isankarazany (volamena + v...
20/04/2026

Indro karazana Trophée natao ho ana Banky iray eto amintsika
⚡️Découpe Laser bien précis
🎨Loko isankarazany (volamena + volafotsy + alimo) = mamirapiratra be✨
🛠️Personnalisé hatrany

🙌Misaotra ny BOA Madagasikara @ fahatokisana.
Ianao koa raha maniry ny hanamboarana Trophée ho an’ny mpiara miasa aminao
📩Aza misalasala manoratra aty aminay
🚀Andao hatao miavaka ny projet-anao

"Fifaliana ho anay ny niara-nankalaza ny faha-15 taonan'i Sothys madagascar. Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisana...
25/03/2026

"Fifaliana ho anay ny niara-nankalaza ny faha-15 taonan'i Sothys madagascar. Mankasitraka indrindra amin'ny fahatokisana ny sangan'asan'ny atrikasanay !"

💡Manana hevitra ao an-tsaina ve ianao?

Afaka manamboatra izahay:

•Trophée personnalisé
•Porte-clés personnalisé
•Takelaka sy marika voasokitra (plaque et signalétique)

Manomboka amin’ny hevitra ka hatramin’ny vokatra vita, izahay no mikarakara ny dingana rehetra.

📧Mifandraisa aminay, dia avadikay ho zavatra voasokitra maharitra ny tetikasanao.


Ataovy ao anaty harona kely 🧺✨ ny teny tsy voalazanao 💌Safidio ary 👇1️⃣ Tiako ianao NA DIA… ❤️2️⃣ Tiako ianao SATRIA… 💞3...
09/02/2026

Ataovy ao anaty harona kely 🧺✨ ny teny tsy voalazanao 💌
Safidio ary 👇
1️⃣ Tiako ianao NA DIA… ❤️
2️⃣ Tiako ianao SATRIA… 💞
3️⃣ Ataovy 1️⃣ + 2️⃣ mihitsy e 😍💘

Aleo MP 💬 ny kaomandy amin’ity.
Afaka mandefa hafatra anankiray ka hatramin’ny dimy ✍️💖 isaky ny harona kely ianareo.
Sarany : 15 000 Ariary / isaky ny harona

💘 ✨ 🎁

Address

Lot VB72 ZM Ambatoroka Ambany
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ISA Laser Labs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share