Im'tsar

Im'tsar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Im'tsar, Arts & Crafts Store, Ankazomanga, Antananarivo.

Imโ€™tsar dia mivarotra Baiboly amin'ny vidiny mirary kokoa, ary nahazo fankatoavana manokana avy amin'ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (FMBM) hanao personnalisation (manova sy manaingo ny fonony)

12/06/2026

Valin'ny lalao ร ry ๐Ÿ˜๐ŸŽ‰

Iza no nahazo an'ilay bible personnalisรฉe? ๐Ÿ˜

๐ŸŽŠ Norosoa Robine ๐Ÿฅณ๐ŸŽŠ miarahaba azy isika ๐Ÿฅฐ Mankasitraka antsika nilalao ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Mirary soa ho an'ny ray rehetra ๐Ÿ˜Š Ho fitahiana ihany koa anie ianareo โค๏ธโค๏ธ

Manasa an'ilay nahazo ny loka hiditra mp, dia mirary faranโ€™ny herinandro mahafinaritra ho antsika ๐Ÿฅฐ

Alefaso dieny izao ny commande ho an'i Dada ๐Ÿซ ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‰

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)

Protรจge bible โœจ๏ธ๐Ÿ˜Efa misy indray o ๐Ÿ˜ iza daholo moa ilay niandry an'ity ๐Ÿซ ๐Ÿ˜Œโœ…๏ธ Alefaso amin'izay ny commande ร ry fa efa mi...
11/06/2026

Protรจge bible โœจ๏ธ๐Ÿ˜

Efa misy indray o ๐Ÿ˜ iza daholo moa ilay niandry an'ity ๐Ÿซ ๐Ÿ˜Œ
โœ…๏ธ Alefaso amin'izay ny commande ร ry fa efa misy izy izao ๐Ÿค—

๐Ÿ“Œ 4000Ar ihany ny vidiny ๐Ÿ˜‰
โœ…๏ธ Miaro ny baibolinao amin'ny loto sy ny rano ary izay mety ho zavatra maha kiaka azy ๐Ÿซ 

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)

โ—๏ธLalao ahazoana bible personnalisรฉe HO AN'I DADA ๐Ÿ’ฅโœจ๏ธ๐ŸŽ‰Amin'ity afaka milalao daholo na dada ianao na neny na zanaka ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ˜โš ...
09/06/2026

โ—๏ธLalao ahazoana bible personnalisรฉe HO AN'I DADA ๐Ÿ’ฅโœจ๏ธ๐ŸŽ‰

Amin'ity afaka milalao daholo na dada ianao na neny na zanaka ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

โš ๏ธ Araho tsara ny fepetra:
โ“๏ธIza ilay raim-pianakaviana nitenenan'Andriamanitra hoe: "ary ho fitahiana tokoa ianao"(Genesisy 12:2) ? โœจ๏ธ

Fepetra:
๐Ÿ“Œ Soraty eo amin'ny commentaire ny valiny marina ๐Ÿ™ƒ (efa misy indice kely ihany eo amin'ny sary ๐Ÿ˜‰ )
๐Ÿ“Œ Mentionner-o ny namana hilalao ๐Ÿ˜‹
๐Ÿ“Œ Abonner-o ny pejy ๐Ÿ˜‰
๐Ÿ“Œ Ataovy partage en mode publique ity lalao ity ๐Ÿค—

๐Ÿ“† Fisarihana: Zoma 12 Jona hariva

Ndao ร ry ee!!!

-----------------------------------------------------------------------
๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)

Hainareo ve hoe rahoviana indray ny fetin'ny Ray? ๐Ÿ˜๐Ÿค ๐Ÿ‘‡Ireto indray misy modely vitsivitsy mety amin'i Dada ๐Ÿค—๐Ÿซ ๐Ÿซ ๐Ÿ“ŒAzo asiana...
08/06/2026

Hainareo ve hoe rahoviana indray ny fetin'ny Ray? ๐Ÿ˜๐Ÿค 

๐Ÿ‘‡Ireto indray misy modely vitsivitsy mety amin'i Dada ๐Ÿค—๐Ÿซ ๐Ÿซ 
๐Ÿ“ŒAzo asiana soratra tahaka izao eo amin'ny rirany ๐Ÿ˜ (azo atao anarana io, azo atao titre tahaka izao koa)
๐Ÿ“ŒRaha nahazo i neny, tsy aleo omena ihany koa ve i Dada? ๐Ÿ˜‰

Alefaso dieny izao ny commande โœจ๏ธ

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)

๐ŸŽ† Volana Jona hono volan'ny ankizy ๐Ÿค—๐Ÿฅณ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌHainareo ve hoe inona no antony? ๐Ÿ˜๐Ÿ“Œ Fa na izany ร ry dia zaro amin'ny lร lana tokon...
03/06/2026

๐ŸŽ† Volana Jona hono volan'ny ankizy ๐Ÿค—๐Ÿฅณ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Hainareo ve hoe inona no antony? ๐Ÿ˜

๐Ÿ“Œ Fa na izany ร ry dia zaro amin'ny lร lana tokony halehany hatrany ny zanakao ka na rehefa antitra ร ry izy dia TSY mba hiala amin'izany (ohabolana 22:6) ๐Ÿค—๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Š

โœจ๏ธIreto baiboly ireto dia natokana ho an'ny ankizy ๐Ÿ˜Š
๐Ÿฐ Misy sarisary ao anatiny (mety ho an'ny zaza manomboka 2 taona )
๐Ÿฐ Raha efa mahay mamaky teny tsara kosa anefa izy, dia misy ihany koa ny baiboly maivamaivana mety aminy ๐Ÿ˜‹๐Ÿฅฐ (bible de poche na salantsalany)
๐Ÿฐ Ny fonony dia azo asiana sary izay tiany ihany koa mba ahatonga azy hazoto handray sy hamaky baiboly ๐Ÿค—

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)
๐Ÿ›ต Livraison


Ndriiii... ๐Ÿฅฐโค๏ธโค๏ธ mamy ery... ๐Ÿ˜ (nandeha avion ilay Baiboly ๐Ÿฅน๐Ÿซ ๐Ÿซฃ)๐ŸŒน Nanao ahoana ihany koa ny fihetseham-pon'i neninareo ta...
02/06/2026

Ndriiii... ๐Ÿฅฐโค๏ธโค๏ธ mamy ery... ๐Ÿ˜ (nandeha avion ilay Baiboly ๐Ÿฅน๐Ÿซ ๐Ÿซฃ)
๐ŸŒน Nanao ahoana ihany koa ny fihetseham-pon'i neninareo tao nahazo an'ilay bible personnalisรฉ tamin'ny alahady? ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ’Mankasitraka anareo rehetra nametraka fitokisana taminay โค๏ธ

๐Ÿ“ŒMitohy hatrany ny fandraisanay commande ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)
๐Ÿ›ต Livraison

Voir moins

Tratry ny fety ry Neny ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ Mirary soa ho anareo reny rehetra ๐Ÿ˜Š Fitahiana ho anay zanaka ny fisianareo dia aza adino mihit...
31/05/2026

Tratry ny fety ry Neny ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Mirary soa ho anareo reny rehetra ๐Ÿ˜Š Fitahiana ho anay zanaka ny fisianareo dia aza adino mihitsy fa: "Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao" (Lioka 1/42) ๐Ÿฅฐโค

Fiadanana ๐Ÿ˜ŠIlazana isika fa tsy misokatra izahay amin'ny alatsinainy 01 Jona. Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra...
30/05/2026

Fiadanana ๐Ÿ˜Š

Ilazana isika fa tsy misokatra izahay amin'ny alatsinainy 01 Jona. Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra dia samy ho tahiana daholo โคโค

Miverina misokatra kosa amin'ny Talata amin'ny 7ora sy sasany maraina ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)
๐Ÿ• 07h30-16h30
-Reny

Fiadanana e... ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜ Nanao ahoana ny fety o? ๐Ÿ˜‹ Aiza no handeha androany? ๐Ÿ˜Efa ato izahay handray anareo an ๐Ÿฅฐโค๏ธโค๏ธ ๐Ÿ“Œ Misy ton...
25/05/2026

Fiadanana e... ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜

Nanao ahoana ny fety o? ๐Ÿ˜‹ Aiza no handeha androany? ๐Ÿ˜
Efa ato izahay handray anareo an ๐Ÿฅฐโค๏ธโค๏ธ

๐Ÿ“Œ Misy tonga dia azonareo jifaina avy hatrany ๐Ÿ˜๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡
๐Ÿ“Œ Misy baiboly fotsiny dia misy baiboly sy fihirana, misy baiboly katolika ; sns... ho an'i Neny ๐ŸคŽ
๐Ÿ“Œ Ireto santionany amin'ny disponible ato izao ๐Ÿ˜

๐Ÿ“Œ Fa mbola mandray commande ihany koa anefa izahay raha ho personnaliser-na ๐Ÿ˜

๐ŸŽ Misy sac cadeau ihany koa ๐Ÿ˜ na panier, azo asiana ilay Baiboly ๐Ÿ˜Š (misy loko maromaro azo hisafidianana โœจ๏ธ)

Tongavasoa โค๏ธ

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)
๐Ÿ• 07h30-16h30
-Reny

22/05/2026

Valin'ny lalao ร ry ๐Ÿฅณ

Indro alefanay ny vidรฉo nanaovana ny fisarihana an ๐Ÿ˜Œ๐Ÿซ 

Dia miarahaba an'i Phanoelah Hasimpitia nahazo ny bible personnalisรฉe amin'izao fetin'ny Reny izao ๐Ÿ˜Š๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ Manasa anao hiditra ao amin'ny mp ๐Ÿฅฐ

Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara tamin'ny lalao ๐Ÿค—๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ“ŒMbola mandray commande ho an'ny fetin'ny reny izahay ho antsika izay mbola tsy nahazo ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ“ŒMirary soa antsika reny rehetra โค๏ธ indrindra hitombo amin'ny finoana anie isika ka ahita ny planin'Andriamanitra izay tsy takatry ny saina toa an'i Sarah sy Abrahama ๐Ÿ˜

๐Ÿ“ŒAfaka mamaky ny Genesisy 18-21 isika raha te-hijery ny tantaran'i Sarah ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ“Œ 034 21 999 04
๐Ÿ“ Ankazomanga- Ampitan'ny Tsena Antaniavo (akaikin'ny Jovena)
-Reny

Address

Ankazomanga
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:30
Tuesday 07:30 - 16:30
Wednesday 07:30 - 16:30
Thursday 07:30 - 16:30
Friday 07:30 - 16:30
Saturday 07:30 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Im'tsar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Im'tsar:

Share