09/06/2026
Ho antsika eto Antsiranana ! Ndao hiaraka hankalaza ny fahaiza-manaon’ireo mpanao asa tanana sy ny hatsaran’ny asa tanana malagasy 😉
Toy izao ary ny programa. Manomboka niany 10 jona hatramin’ny sabotsy 13 jona