03/06/2026
Abonné vous,☺️
"Te hanafatra entana aho... tsy fantatro izay hanombohana azy" ⁉️
Aza misalasala intsony
Prime Link Logistics manohana sy manoro anao amin’ny dingana rehetra arahina. 👌
✔️Manomboka any amin’ny fitadiavana fournisseurs, ny fitaterana ny entana hatrany amin’ny fahatongavany eto an-toerana.📦
📣Hanafatra entana avy any Chine, Dubaï, Inde, Thaïlande ve ianao ? Tongava ary mitsidika ny birao avy hatrany, horesahintsika ny tetik’asanao
📍IMMEUBLE ISTANA TOWER, Ankorondrano,
2 ème étage, bureau n-11
📱 +261 34 65 831 94