Jave Together we will succeed!😏🥰💗

Zaraiko fa mahasoa😊
30/07/2026

Zaraiko fa mahasoa😊

🌱 Tonga izao ny fotoana hananganana ny ho avy!

Ry tanora, Ry vehivavy, Ry lehilahy sy ianareo rehetra nandray anjara tamin'ireo fiofanana nokarakarain'ny ARB Madagasikara, izao no fotoana hampitsanganana ny tetikasanao sy hanombohana ny lalana mankany amin'ny fahombiazana.

Tsy nifarana tamin'ny fiofanana ny dia natombotsika, fa dingana fanomanana izany. Ankehitriny kosa dia misokatra ny lalana. Amin'ny alalan'ny Fandroso , misokatra ny tolo-bola TSIRY, natao hanohanana ireo manana vina sy tetikasa, ary maniry hanangana orinasa vaovao.

📋 Ny taratasy fisoratana anarana sy ny antontan-taratasy rehetra ilaina dia efa azo alaina eto amin'ity rohy ity

https://drive.google.com/drive/folders/1isBEVXKzU7VW6ghRTA-E0axDR2wq0GWl

📍 Ho an'izay eto Antananarivo: rehefa vita ny antontan-taratasy dia tongava ety amin'ny birao foiben'ny FANDROSO, manomboka ny Alatsinainy 3 Aogositra ho avy izao fa ho raisinay amin-kafaliana ianao.

🏢 FANDROSO
LOT III.i
Boulevard Général Richard RATSIMANDRAVA
SOANIERANA ANKADIMBAHOAKA
101 ANTANANARIVO

📮 Ho an'ireo any amin'ny faritra kosa dia azo alefa amin'ny alalan'ny Paositra any amin'io adiresy io ihany ny antontan-taratasy.

Aza misalasala. Sahia manomboka.
Ny tetikasanao anio no fahombiazanao rahampitso.

Hanangana ny ho avy miaraka amin'ny FANDROSO! 🇲🇬💪

Ianareo amin´ity note note_nareo koa aloha anh🥵
27/07/2026

Ianareo amin´ity note note_nareo koa aloha anh🥵

🍽️ Taralila Events – Service TraiteurAtaovy miavaka ny lanonanao amin'ny sakafo matsiro sy fanompoana matihanina. Misoka...
26/07/2026

🍽️ Taralila Events – Service Traiteur

Ataovy miavaka ny lanonanao amin'ny sakafo matsiro sy fanompoana matihanina.

Misokatra ny famandrihana!
Aza tara fa voafetra ny daty.

📞 038 40 750 52
Taralila Events – Ny tsiro manandratra ny lanonanao.

Jereo ity raim-pianakaviana mandohalika eo anoloan'ny valin'ny fanadinana ity... Tsy mandohalika noho ny fahalemena izy,...
16/07/2026

Jereo ity raim-pianakaviana mandohalika eo anoloan'ny valin'ny fanadinana ity... Tsy mandohalika noho ny fahalemena izy, fa noho ny lanjan'ny nofinofiny ho an-janany.

Tao anatin'io fotoana io, ny fony manontolo no nitady anarana iray monja... ny anaran'ny zanany.

Ry ankizy, isaky ny leo mianatra ianareo dia tsarovy fa misy ray aman-dreny manao sorona mangina, mivavaka ary manantena ny hahita anareo hahomby.

Aza avela hitomany izy ireo noho ny tsy firaharahianareo.

Ataovy reharehany ny anaranao. ❤️

Sary indrana

😊😇
14/07/2026

😊😇

Bsr tolmondi et bon huit😌😘Io aloha no misy😋😍
01/07/2026

Bsr tolmondi et bon huit😌😘

Io aloha no misy😋😍

Miam😋🤗
11/06/2026

Miam😋🤗

Ny fahafaham-ponao no tanjonay🤍🥰.              🍛✨
03/06/2026

Ny fahafaham-ponao no tanjonay🤍🥰.

🍛✨

Raisina ny commande sy devis. ✨ Kalitao • Fahadiovana • Fahafaham-po.
03/06/2026

Raisina ny commande sy devis.

✨ Kalitao • Fahadiovana • Fahafaham-po.

Address

Anosizato
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261388924093

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jave:

Shortcuts

Share