Capri’s time

Capri’s time Vous voulez goûter des trucs de ouf? ��
Bravooo � Vous êtes au bon endroit �
Nous sommes une vente en ligne de tout ce qui est délicieux �� Abonnez-vous �

Salama eeeh ☺️ Ho anareo manodidina Ivandry, Anosivavaka, Pullman, Alarobia, Analamahitsy cité, Ankorondrano, Antanimena...
31/07/2026

Salama eeeh ☺️ Ho anareo manodidina Ivandry, Anosivavaka, Pullman, Alarobia, Analamahitsy cité, Ankorondrano, Antanimena, Analakely, Antsahavola, Antaninarenina, Isoraka.

Mbola vonona foana izahay hanome ny matsiro indrindra ho anareo ☺️ Manatitra sakafo ho an’ny orinasa izahay « contrat à moyen ou long terme: 1 mois minimum ».

✅ NIF sy STAT à jour
✅ + 25 ans d’expériences
✅ Efa niara-niasa tamin’ny orinasa maro
✅ Azo hiresahina tsara

📱034-12-398-25 (Contact et Whatsapp)/ MP direct raha toa ka liana ianao tompoko

Salama eeeh ☺️ Rehefa maka anay ho prestataire resaka cantine dia lazao anay daholo izay mba tianareo fa ho ataonay afa-...
24/07/2026

Salama eeeh ☺️ Rehefa maka anay ho prestataire resaka cantine dia lazao anay daholo izay mba tianareo fa ho ataonay afa-po anie eh 😍

Indraindray izao ianareo tsy te hinam-bary, tsy olana izany fa asianay choix sakafo ankoatran’ny vary isa-kerinandro ☺️

🍒 Manana NIF sy STAT ara-dalàna, ary +de 25 ans d’existence et d’expériences

📱Aza misalasala ary manoratra amin’ny MP na Whatsapp amin’ny 034-12-398-25 raha mila fanazavana fanampiny

Salama eeeh! Mbola betsaka azo hisafidianana ny ato anh:• Rhum arrangé • Eau de vie• Punch• VinVidiny tsy miova fa 25.00...
22/07/2026

Salama eeeh! Mbola betsaka azo hisafidianana ny ato anh:

• Rhum arrangé
• Eau de vie
• Punch
• Vin

Vidiny tsy miova fa 25.000 sy 30.000 Ariary, aza tara ary anh! Mandefa en gros ihany koa na bouteille na plastique

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus

Salama eeeh! Omeko remise izay maka 3 bouteilles androany fa aza tara ☺️ Aza adino fa mandefa en gros koa izahay ho an’i...
11/07/2026

Salama eeeh! Omeko remise izay maka 3 bouteilles androany fa aza tara ☺️ Aza adino fa mandefa en gros koa izahay ho an’ireo mbola hivarotra

📱 034-12-398-25/ Récupération Ivandry/Livraison en sus

Salama eeeh! Complet be indray ny entana fa aza tara anh 🥃🍷• Vin blanc et rouge doux, vin d’orange: 25K• Rhum arrangé 30...
06/07/2026

Salama eeeh! Complet be indray ny entana fa aza tara anh 🥃🍷

• Vin blanc et rouge doux, vin d’orange: 25K
• Rhum arrangé 30 et 35 degré (6 choix): 25K
• Rhum arrangé 40 à 45 degré (4 choix): 30K
• Eau de vie vanille/orange 50 degré: 30K

✅ Mandray commande en gros 75cl en bouteille sy 25cl plastique ✅

📱034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus/ Mandefa any amin’ny faritra

Salama eh ☺️ Mitohy hatrany ny cantine d’entreprise ato aminay ✔️ Vary + laoka + lasary✔️ Choix laoka 2 isanandro✔️ Choi...
03/07/2026

Salama eh ☺️ Mitohy hatrany ny cantine d’entreprise ato aminay

✔️ Vary + laoka + lasary
✔️ Choix laoka 2 isanandro
✔️ Choix ankoatry ny vary sy laoka in-1 isan-kerinandro
✔️ Livraison gratuite
✔️ Dessert offert chaque fin du mois
✔️ Barquettes et couverts réutilisables inclus
✔️ Minimum 5 personnes
✔️ Plat 7.000 Ariary/personne
✔️ 6.500 Ariary à partir de 11 personnes
✔️ 6.000 Ariary à partir de 20 personnes
✔️ 5.500 Ariary à partir de 25 personnes
✔️ 5.000 Ariary si 50 personnes

✅ NIF et Stat à jour
✅ Presque 30 ans d’expériences
✅ Axe de livraison: Ivandry, Alarobia, Anosivavaka, Pullman, Analamahitsy cité, Ankorondrano, Antanimena, Behoririka, Analakely, Antsahavola, Isoraka, Antaninarenina

📱034-12-398-25 (Contact et whatsapp)

Salama eeeh! Offre fête des pères ity semaine ity ihany fa arataoty 🎁🥃🥃 AUTHENTIQUE Ballantine’s: 160.000 Ariary (1) na ...
17/06/2026

Salama eeeh! Offre fête des pères ity semaine ity ihany fa arataoty 🎁🥃

🥃 AUTHENTIQUE Ballantine’s: 160.000 Ariary (1) na 300.000 Ar (2)
🥃 AUTHENTIQUE Chivas 12 ans 750ml: 175.000 Ariary
🥃 Rhum arrangé Local 75cl: 22.000 Ariary
🥃 Rhum arrangé 40 degré et plus: 28.000 Ar
🥃 Eau de vie 50 degré: 28.000 Ar
🥃 Vin: 22.000 Ar

📱 034-12-398-25/ Récupération Ivandry La City/ Livraison en sus

Salama eeeh! Mandefa en gros rhum arrangé/punch 25cl en carton (48 bouteilles cachetées/ carton) 🥃 Mandefa amin’ny farit...
09/06/2026

Salama eeeh! Mandefa en gros rhum arrangé/punch 25cl en carton (48 bouteilles cachetées/ carton)

🥃 Mandefa amin’ny faritra
🥃 Commande alefa mialoha hatrany
🥃 Vita malagasy, tsara kalitao
🥃 Manao livraison/ azo récupéréna ihany koa

📱034-12-398-25

Salama eeeh! Vin, eau de vie ary rhum arrangé dispo de suite 25.000 sy 30.000 Ariary hatrany 🥃🍷 Vin d’orange, rouge, bla...
05/06/2026

Salama eeeh! Vin, eau de vie ary rhum arrangé dispo de suite 25.000 sy 30.000 Ariary hatrany 🥃

🍷 Vin d’orange, rouge, blanc
🍾 Eau de vie orange
🥃 Arrangé gingembre, cannelle, citron cannelle, exotique, café, vanille noire, vanille gingembre

📱 034-12-398-25/ Récupération Ivandry/ Livraison en sus

Salama eh ☺️ Aza misalasala miditra MP/Whatsapp/ Miantso raha mila fanazavana misimisy momba ny cantine d’entreprise 🍽️7...
02/06/2026

Salama eh ☺️ Aza misalasala miditra MP/Whatsapp/ Miantso raha mila fanazavana misimisy momba ny cantine d’entreprise 🍽️

7.000 Ariary livré (Raha tafiditra anaty zone de livraison anay) ny sakafo, ary misy fihenam-bidy raha mihoatra ny olona 15 ianareo

📱034-12-398-25

Address

Antananarivo

Telephone

+261341239825

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Capri’s time posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Capri’s time:

Shortcuts

Share