Tableaux decor'lux 2

Tableaux decor'lux 2 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tableaux decor'lux 2, Home decor, Atsimombohitra, Antananarivo.

💎❤️ TABLEAU DÉCO STEPHANIE – LUXE MODERNE ❤️💎

🖤 Cadre noir fin • déco minimaliste chic
🏡 Manova trano ho “luxe & élégant” 😍

🔥 Simple • moderne • intemporel
Mandray commande isanandro 🤩❤️💎



Numéro : 034 77 996 33

19/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tina Tano, Vo Lla, Miaz'jee Tsouf Eddy, Tøjô Jëssy Cëdrïc, Sabrinah Alice, Khadija Madrid, Mãrïã Diegolaise, Loe Tichia, Rodin Ernest, Hèrwoine Maman, Keÿcha Chøco, Organisateur Gold

✨ AVANT ➡️ APRÈS ✨😩 Avant : Rindrina tsotra, banga, toa mbola misy zavatra tsy ampy…😍 Après : Tableau Déco 20×30 cm × 3 ...
14/08/2026

✨ AVANT ➡️ APRÈS ✨

😩 Avant : Rindrina tsotra, banga, toa mbola misy zavatra tsy ampy…

😍 Après : Tableau Déco 20×30 cm × 3 pièces ✨
➡️ Kely fotsiny ny changement, fa hafa mihitsy ny ambiance! 🏠💎

🤍 Chic • Moderne • Élégant
❤️ Avec Cadre & Vitre
📏 20×30 cm — 3 pièces
💰 55 000 Ar

🔥 Tsy mila décoration be dia be vao manova salon na chambre !

💬 Iza no tianao kokoa: AVANT sa APRÈS ? 😍

📩 Mandray commande isan’andro izahay
📦 Livraison disponible à Madagascar
Numéro : 034 77 996 33

🔥🔥🔥 TENA BABO NY FONAY @ IRETO ARRIVAGE TABLEAU DÉCOR' LUX IRETO 🔥🔥🔥🌷 TABLEAU DÉCO manjakely 🥰 ❤️💎✨ Misy CADRE élégant +...
11/08/2026

🔥🔥🔥 TENA BABO NY FONAY @ IRETO ARRIVAGE TABLEAU DÉCOR' LUX IRETO 🔥🔥🔥

🌷 TABLEAU DÉCO manjakely 🥰 ❤️💎
✨ Misy CADRE élégant + VITRE
💎 Finition premium — manome effet chic & moderne avy hatrany!

🔥 PRIX & DIMENSIONS :
💎 20*30cm:
➡️ 1 pièce : 20 000 Ar
➡️ 3 pièces : 55 000 Ar ❤️‍🔥

💎 30*40cm:
➡️ 1 pièce : 30 000ar
➡️ 3 pièces : 90 000ar

🎨 Azo atao sarinao manokana 📸🥰

📦 Livraison azo alefa manerana an'i Madagascar
📩 Commandez en MP na antsoy izahay!

❤️ Ataovy miavaka ny rindrinao miaraka amin'ny Tableaux Déco chez Stéphanie ✨

❌ PHOTO RÉEL Tableau déco 20*30cm daholo ireo ❤️

Dispo 🥰

🚨 AZA Avela HO BANGA INTSONY NY RINDRINAO! 😍🔥🏠✨ 1 petite touche = GRANDE transformation !🖼️ TABLEAUX DÉCO AVEC CADRE & V...
10/08/2026

🚨 AZA Avela HO BANGA INTSONY NY RINDRINAO! 😍🔥

🏠✨ 1 petite touche = GRANDE transformation !
🖼️ TABLEAUX DÉCO AVEC CADRE & VITRE 💎

❤️ Ataovy chic, moderne & élégant ny tranonao!

🔥 20×30 cm — 3 pièces : 55 000 Ar
🔥 30×40 cm — 3 pièces : 90 000 Ar

📸 Afaka asiana SARINAO MANOKANA 😍
🚚 Livraison partout Madagascar 🚌

📲 Te hanao commande?
👉 034 77 996 33

⚡ Stock limité — Mandray commande isan’andro!
Livraison rapide 🥰
💬 Alefaso MP dieny izao! ❤️

✨ 🔥🌺 TABLEAU DÉCOR’LUX ✨🔥🌺           ❤️ AVEC CADRE + VITRE ❤️💎 Tableau décoratif luxe hanova avy hatrany ny endriky ny t...
08/08/2026

✨ 🔥🌺 TABLEAU DÉCOR’LUX ✨🔥🌺

❤️ AVEC CADRE + VITRE ❤️

💎 Tableau décoratif luxe hanova avy hatrany ny endriky ny tranonao ✨💎

👉 Tsy mila fanovana lehibe, Asio Tableaux Chez Stephanie dia lasa chic & moderne ny tranonao 🌺♥️💎

💡 Tombony:
✔ Manome prestige sy élégance ny efitrano
✔ Mora apetraka, tsy mandany fotoana
✔ Qualité premium, maharitra ela

20*30 (3 Tableaux déco)
❌ Prix : 55 000ar ❌
30*40 (3 Tableaux déco)
❌ Prix : 90 000ar ❌

🚚 Livraison haingana •

🔥 Aza avela ho banga ny rindrinao… Ataovy galerie privée ny tranonao 😍.

📞 034 77 996 33

❌ Livraison partout Madagascar 🚌

🚨👍 LIKEZ • ❤️ ABONNEZ-VOUS • 🔄 PARTAGEO @ NAMANAO 🤩🚨

🚨 MIJANÒNA KELY! ✋😍Mbola banga ve ny rindrinao? 🏠✨Aza avela ho tsotra fotsiny ny tranonao… 🥰💎 Tableau Déco misy ny SARIN...
07/08/2026

🚨 MIJANÒNA KELY! ✋😍
Mbola banga ve ny rindrinao? 🏠✨

Aza avela ho tsotra fotsiny ny tranonao… 🥰
💎 Tableau Déco misy ny SARINAO manokana no manome ilay effet "WAOUH" avy hatrany! 🔥

💥 PROMO SPÉCIAL 💥

✨ Tableau Déco 20×30 cm (1 pièce)
🔥 20 000 Ar fotsiny

✨ Tableau Déco 30×40 cm (1 pièce)
🔥 30 000 Ar fotsiny

😍 Misafidiana ny sary tianao indrindra 📸
✅ Misy CADRE + VITRE daholo ireo 🥰
✅ Vonona hapetraka avy hatrany ✨

🎁 BONUS HO AN'IZAY MANAO COMMANDE MAROMARO 🎁

🔥 Maka 15 pièces 20×30 cm ➜ 🎁 Cadeau 1 + 🚚 Livraison GRATUIT
🔥 Maka 15 pièces 30×40 cm ➜ 🎁 Cadeau 1 + 🚚 Livraison GRATUIT

💎 Ho an'ny trano, salon, bureau na cadeau ho an'olona tiana ❤️

📲 Alefaso izao ny commande-nao:
☎️ 034 77 996 33

🚌 Livraison partout Madagascar

⚡ Aza miandry ho lany ny promo… ny rindrinao mendrika haingo tsara kokoa! 😍

🚨🔥 Aza avela hijanona ao anaty téléphone fotsiny ny sarinao! 📱❌😍 Ny sary tianao indrindra dia mendrika ho lasa haingon-t...
07/08/2026

🚨🔥 Aza avela hijanona ao anaty téléphone fotsiny ny sarinao! 📱❌

😍 Ny sary tianao indrindra dia mendrika ho lasa haingon-trano manjelanjelatra 🖼️✨

Avoahy ho TABLEAU DÉCO PREMIUM ny sarinao ka omeo endrika vaovao ny salon, chambre na bureau-nao 💎🏡

🔥 PROMO DISPONIBLE! 🔥
🖼️ Tableau Déco 30×40 cm (1 pièce)
💰 30 000 Ar ihany 😍

❤️ Sary fianakaviana
❤️ Sary couple
❤️ Sary souvenir
❤️ Sary tianao indrindra rehetra azo atao tableau ✨

⚡ Mandray commande isanandro — aza tara fa voafetra ny production! 🔥

📲 Antsoy na alefaso message:
☎️ 034 77 996 33

🚌 Livraison rapide partout Madagascar

✨ Ataovy miavaka ny rindrinao miaraka amin'ny Tableau Déco Stéphanie 💕💎

🚨😱 Jereo ity fiovana mahatalanjona ity! 😍Mbola banga ve ny rindrin'ny salon-nao? 🏡Tsy mila rénovation lafo be akory vao ...
07/08/2026

🚨😱 Jereo ity fiovana mahatalanjona ity! 😍

Mbola banga ve ny rindrin'ny salon-nao? 🏡
Tsy mila rénovation lafo be akory vao hahazo endrika chic sy élégant ✨

🖼️ TABLEAU DÉCO 3 pièces – 30*40 cm
🖤 Bordure noir, finition premium, sary manintona be ❤️

🔥 90 000 Ar monja dia miova tanteraka ny endriky ny salon anao!

Ataovy lasa toerana mahafinaritra sy manintona ny tranonao 😍

✅ Disponible de suite
✅ Mandray commande isanandro
🚚 Livraison rapide manerana an’i Madagascar

📲 034 77 996 33

🚨 STOP! ✋ 😍😳 Mbola banga ve ny rindrina ao an-tranonao?Na madio sy tsara aza ny trano... dia mbola tsy misy ilay ✨ WOW  ...
07/08/2026

🚨 STOP! ✋ 😍

😳 Mbola banga ve ny rindrina ao an-tranonao?
Na madio sy tsara aza ny trano... dia mbola tsy misy ilay ✨ WOW ✨!

🔥 Vahaolana tsotra nefa tena manova ny endriky ny trano 🥰

💎❤️ TABLEAU DÉCO AVEC VITRE sy CADRE

❌ DISPONIBLE DE SUITE! ❌

💎 20×30 cm (3 pièces)
💰 55 000 Ar

💎 30×40 cm (3 pièces)
💰 90 000 Ar

❤️ Ovao ho kanto sy maoderina ny tranonao, nefa tsy mila rénovation lafo!

🤩 Mandray commande isanandro
⚡ Livraison rapide 👍
📞 034 77 996 33
🚌 Livraison partout Madagascar 🚌

💬 Soraty hoe "INTÉRESSÉ(E)" na alefaso message avy hatrany raha te hanafatra 🥰

❌ PHOTO RÉEL 30*40cm (3 pièces) daholo ireo 🥰 🙏 ❤️

Address

Atsimombohitra
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tableaux decor'lux 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category