02/10/2026
------ 👋Miarahaba eeee👋 ------
Indro ary ny vokatra manaraka araka ny nampanantenaina tsika🙏😁
Tsy be resaka be fa de hialana tsiny @ disodiso eee🙏😁
I believe - Jonathan Nelson (Live arrangement)
🎧 Asio écouteur
Mihainoa Finaritra ary ohhhh😁🎧