La Cocina 261

La Cocina 261 Art de cuisine et linges de maison

⛱️Coucou daholo πŸ₯°πŸŽMitohy hatrany promotion ato La Cocina 261 🎁 12000AR daholo ny iray izay hitanao aoπŸŽ€Aza misalasala  ma...
03/08/2026

⛱️Coucou daholo πŸ₯°
🎁Mitohy hatrany promotion ato La Cocina 261
🎁 12000AR daholo ny iray izay hitanao ao
πŸŽ€Aza misalasala manao commande fa sady manao livraison zahay mandefa any amin faritra
038 20 660 05/ 032 45 211 08

Couffin Mm
27/07/2026

Couffin Mm

Ensemble  3 sΓ©rie πŸ‘©β€πŸ³12000ar au lieu de 15.000arAfaka manai livraison zahay
25/07/2026

Ensemble 3 sΓ©rie πŸ‘©β€πŸ³
12000ar au lieu de 15.000ar
Afaka manai livraison zahay

Ensemble  3 serie
17/07/2026

Ensemble 3 serie

Article disponible chez La Cocina 261 Livraison possible 038 20 660 05/ 032 45 211 08
17/07/2026

Article disponible chez La Cocina 261
Livraison possible
038 20 660 05/ 032 45 211 08

11/07/2026
Miarahaba antsika tia lakozia o! Mandray anjara amin'ity hetsika ity ny La Cocina 261 Stand numΓ©ro A6Stade Barea P3 izan...
09/07/2026

Miarahaba antsika tia lakozia o!

Mandray anjara amin'ity hetsika ity ny La Cocina 261 Stand numΓ©ro A6

Stade Barea P3 izany ny Fotoana ny 24 25 Juillet 2026
miandry anareo izahay ☺

Ho avy ny ekipan La Cocina 261  hampihaingo ny lakozian dry Kala Bota Community  mahafatifaty ☺
07/07/2026

Ho avy ny ekipan La Cocina 261 hampihaingo ny lakozian dry Kala Bota Community mahafatifaty ☺

πŸ• '𝗑𝗗𝗔𝗒 π—œπ—‘π——π—₯𝗔𝗬 π—›π—œπ—”π—‘π—”π—§π—₯𝗔 πŸ”
πŸ΄π— π—”π—›π—”π—‘π——π—₯𝗒 & 𝗠𝗔𝗠𝗒π—₯𝗒𝗑𝗔 πŸ•

Satria mino izahay fa ny fandrosoana dia miainga amin'ny fianarana sy fifampizarΓ na, dia noho izany dia faly izahay manolotra ity fampiofanana ity ho anareo mpikambana ato amin'ny vondrona Kala Bota Community izay iarahana amin'ireto ''partenaires'' cocina 261 sy 's foodHianatra hanamboatra sakafo sy saosy matsiro isika.

β€’ πŸ• PIZZA
β€’ πŸ§‰Sauce SamouraΓ―
β€’ 🍡 Sauce Guacamole,
β€’ Sy karazana fahandro hafa koa.

Fotoana iray hianarana teknika vaovao, hanehoana ny fahaiza-mamorona ary hifampizarΓ na traikefa amin'ny tontolo feno hafaliana sy firaisankina izy ity.

Ankoatra ny fianarana mahandro sakafo, dia natao indrindra mba hanamafisana ny fahaiza-manaon'ny tsirairay, ary indrindra koa hampitombo ny firaisankina, ny fifanohanana ary ny fifankatiavana eo amin'ny mpikambana anatin'ny vondrona misy antsika sy anatin'ny fiarahamonintsika. Mino izahay fa rehefa mizara fahalalana sy miara-mianatra isika, dia miara-mitombo sy miara-mandroso.

πŸ“… Daty : Sabotsy 11 Jolay 2026
πŸ“ Toerana : akaiky Tany malalaka Besarety
πŸ•˜ Ora : 9:00 maraina – 1:00 atoandro

✨ π—™π—”π— π—£π—œπ—’π—™π—”π—‘π—”π—‘π—” π— π—”π—œπ— π—”π—œπ— -𝗣𝗒𝗔𝗑𝗔 ✨ Tongava miaraka amin'ny fahavononana hianatra, hizara ary hiaina fotoana mahafinaritra miaraka amin'ny rehetra.

πŸ“– Mianatra β€’ Mifampizara β€’ Mandroso πŸ«‚β€

Iza  ndray tinareo😍😍
06/07/2026

Iza ndray tinareo😍😍

Address

Arena Antanimena
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349769892

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Cocina 261 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share