Lav'art'angana

Lav'art'angana Atelier et boutique d'Artisanat MALAGASY

salama daholo oh....👋👋👋Eny am CCI  Ivato indray ny fotoanantsika mpankafy sy mpnaaraka ny pejy ny 10-11-12-13 septembre ...
08/09/2026

salama daholo oh....👋👋👋

Eny am CCI Ivato indray ny fotoanantsika mpankafy sy mpnaaraka ny pejy ny 10-11-12-13 septembre ho avy izao amin' ny FIA sy FIG...

👉Eny amin'ny stand n°171 izahay miandry anareo ary hanome fahafaham-po ho anareo anh...

💥💥tongava maro ary entano ny havana sy namana anhh..☺️☺️..

08/09/2026

salama harivariva oh👋👋👋👋...

💥herinandro masaka...sady vaovao tsara be ho anareo rehetra mpanaraka ny pejy....

👉Eny am CCI Ivato no ifampitoana isika amin'ny FIA sy FIG ....vokatra maro nonazo jifaina eny anh...🎉☺️☺️

Tongava maro mitsidika anay ao main ny stand n°171 dia ento ny havana sy ny namana ohhh...

👉10-11-12-13 septembre 2026

ITAFIO KRISTY....👕👕Ny tsara 👌hatrany no atolotray anareo...sombiny ihany ireo...☺️☺️☺️👉👉tsidiho sy araho ny pejy Lav'art...
10/08/2026

ITAFIO KRISTY....👕👕

Ny tsara 👌hatrany no atolotray anareo...sombiny ihany ireo...☺️☺️☺️

👉👉tsidiho sy araho ny pejy Lav'art'angana raha toa ka misy vokatra tianareo anontaniana anay na ihany koa afaka miantso ny ☎️ 034 39 652 13/034 09 865 48

Salama daholo oh👋👋👋👋..✨✨Gasy ka tsara👕👕👕👉indro atolotra anareo indray ireo vokatra azo jifaina hatrany ato aminay anh..✨...
10/08/2026

Salama daholo oh👋👋👋👋..

✨✨Gasy ka tsara👕👕👕

👉indro atolotra anareo indray ireo vokatra azo jifaina hatrany ato aminay anh..

✨ Tee-shirt👕 personnalisé amin' ilay tsara kalitao 👌👌 tsara sady mahafa-po hatrany☺️☺️
👉tsidiho ary ny pejy Lav'art'angana na koa miantso ny 034 39 652 13/034 09 865 48...

🇲🇬FETIM-PIRENENA E,FETY BE❗❗❗❗❗FETY BE ,DA FETY BE ETO AMINAYLIVRENAY RAHAMPITSO 26 JONA NY T-SHIRT ,LOKA  HO AN'NY MPAN...
25/06/2026

🇲🇬FETIM-PIRENENA E,FETY BE❗❗❗

❗❗FETY BE ,DA FETY BE ETO AMINAY

LIVRENAY RAHAMPITSO 26 JONA NY T-SHIRT ,LOKA HO AN'NY MPANDRESY 3 BE IZAO

✍️Fepetra Tsotra

➡️J'Aime Ho an'ity ranty ity
➡️Commentaire miantso namana hilalao sy hanjifa ny vita Malagasy
➡️ J'aime sy partage ho an'ny pejy ,aza adinoina ny maporisika ny olona hilalao sy hanjifa ny vita Malagasy

🎆🎇Izay commentaire 2 mahazo réaction betsaka indrindra,ka manaraka fepetra no mahazo ny loka

🕞Anio 25 Jona miaraka amin'ny Afomanga 🎇no Tapitra ny lalao

Lasa ity Ary o

🫶T-shirt "Gasy ka Manja" entina Anehoana fa Kevoka ianao,mitondra an'i Madagasikara eo an-tratranao.👉METY TSARA ENTINA M...
23/06/2026

🫶T-shirt "Gasy ka Manja" entina Anehoana fa Kevoka ianao,mitondra an'i Madagasikara eo an-tratranao.
👉METY TSARA ENTINA MANAO ARENDRINA🎆🎇

👉EN PROMOTION IZY IRETO:20000AR🎇

Tongava eo 'art'angana (Besarety face arrêt bus tsena)
Na mandefa Hafatra miafina na ihany koa miantso ny 0343965213

Livraison Manerana ny NOSY

28/05/2026

"❤️❤️HAFA IHANY I NENY"❤️❤️
✨Aoka ny sary no hanambara fa
mendrika loatra ho an'i Neny ireto fanomezana tsara Kely ireto...😊😊😊🥰🥰🥰

👉👉Miandry anao ary izahay ato amin'ny lav'art'angana mba hanome ny fanomezana tsara indrindra ho an'i Neny

🏡Besarety face arrêt bus tsena na afaka mandalo eny amin'ny
Zaridaina Antaninarenina ihany koa .. stand 5 misy anay (hatramin n'y zoma 29 Mai)...
tongava maro...☺️☺️☺️

Fepa stand 101(hatramin'ny alahady 31 Mai)

Fotoana iray hifanomezatsika ihany koa ny FEPA ao Nanisana!Hifampizaratsika ny vokatra voafantina avy amin'ny Lav'Art'an...
26/05/2026

Fotoana iray hifanomezatsika ihany koa ny FEPA ao Nanisana!

Hifampizaratsika ny vokatra voafantina avy amin'ny Lav'Art'angana

Tongava maro

Ela ela tsy mifankahita,andao hiaona indray eny Antaninarenina Ary o!Hitondra Fanomezana Tsara be ho an' i NenyTongava M...
20/05/2026

Ela ela tsy mifankahita,andao hiaona indray eny Antaninarenina Ary o!

Hitondra Fanomezana Tsara be ho an' i Neny
Tongava Maro



Salama daholo indray oh👋👋👋....misasaka ity ny volana ary efa manimanitra fety anhhh....🎉🎉🎉Izahay dia mbola vonona hatran...
15/05/2026

Salama daholo indray oh👋👋👋....misasaka ity ny volana ary efa manimanitra fety anhhh....🎉🎉🎉
Izahay dia mbola vonona hatrany manome fahafaham-po ho anareo aminy ireo vokatra izay atolotray😊😊

==> vovondronono amin ilay tsara kalitao👌 sady tsara tsiro be😋😋 afaka ikarakarana sakafo maro( thé ,café,...)
√ 250g: 8000 ar
√ 500g: 15000 ar

==> Chips banane plantain tsara be😁😁😋...
√ 3000 ar

==> vokatra efa nandalo teto ary indro fa miverina indray.: Tantely niaouli avy any Manakara...(aza miahiahy fa ilay tena Pur ny vokatra atolotray) sady mirary hatrany ny vidiny☺️☺️

√ 11000 ar 500ml
√ 22000 ar 1l

🏡Toerana tsy miova: Lav'art'angana Besarety apitan'ny Epp
☎️ 034 39 652 13
🚴 Livraison à partir 3000ar...
..koa aza tara ary manao commande ohh...☺️☺️

Address

II T 39 BESARETY
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261340986548

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lav'art'angana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lav'art'angana:

Shortcuts

Share