Ts'Art Fitafy Malagasy -officiel

Ts'Art Fitafy Malagasy -officiel "Ts'Art Fitafy Malagasy – Mivarotra sy manenona lamba landy Malagasy nentim-paharazana sy maoderina. Lamba landy, fitafiana Malagasy, Ts'Art Fitafy."

Fitafiana ho an’ny rehetra, mandefa manerana an’i Madagasikara.

🤝 FIARAHAMIASA VAOVAO 🤝Salama daholo! 😊Misy fiaraha-miasa vaovao atolotray ho anareo:🛍️ Mpivarotra Art-Malagasy — en lig...
22/08/2026

🤝 FIARAHAMIASA VAOVAO 🤝

Salama daholo! 😊

Misy fiaraha-miasa vaovao atolotray ho anareo:
🛍️ Mpivarotra Art-Malagasy — en ligne na manana tsena
🔄 Revendeur
🤝 Fikambanana
🏢 Orinasa..sns

📦 Mivarotra en Gros izahay, manomboka amin’ny 5 pièces.

💬 Raha liana ianao dia midira hafatra miafina hahafantaranao ny prix sy ny mombamomba ny entana.
_____________________________________________

📞 Tél : 034 48 048 92
📲 WhatsApp : 033 33 141 09
📍 Toerana : Ambohitrarahaba
✨ Aza misalasala mifandray aminay raha te hiara-hiasa!

🙏 Mankasitraka tompoko!

Salama daholo! ❤️Mankasitraka indrindra anareo rehetra, satria feno 1K ny mpanaraka ny Pejy! 🎉🙏Ho fankasitrahana anareo ...
21/08/2026

Salama daholo! ❤️

Mankasitraka indrindra anareo rehetra, satria feno 1K ny mpanaraka ny Pejy! 🎉🙏

Ho fankasitrahana anareo dia misy Cadeau kely atolotray androany. 🎁
👉 Izay mahita voalohany ao amin’ny commentaire no mahazo azy!

⚠️Sopape kely: Asio Commentaire izay Tianao ito pub ito dia Activeo ny Notification

Aza adino ny manaraka hatrany ny Pejy ary Partageo amin’ny namana ihany koa. ❤️

Misaotra betsaka anareo rehetra tamin’ny fanohanana! 🙏❤️

✨ Salama daholo! ✨👗 LAMBA FITAFY MATEVINA💎 TENA LANDY NATUREL IO A!REFY , 2.00m x 0.50m (Lehibe)⏰ Izay Tonga Aloha ihany...
20/08/2026

✨ Salama daholo! ✨

👗 LAMBA FITAFY MATEVINA
💎 TENA LANDY NATUREL IO A!

REFY , 2.00m x 0.50m (Lehibe)

⏰ Izay Tonga Aloha ihany no Mahazo azy!
🛍️ Afaka Jifaina avy hatrany.
__________________________________________
📩 Midira Hafatra Mihafina (MP) raha liana.

📞 Tel : 034 48 048 92
💬 WhatsApp : 033 33 141 09

📍 Toerana : Ambohitrarahaba
🚚 Livraison GRATUITE eto TANA
📦 Mandefa any amin'ny Faritra ihany koa.
💰
🔥 Aza tara fa modely Tokana io !

🙏 Mankasitraka antsika rehetra! ❤️

✨ Lamba Landy vaovao atolotray ho anareo! ✨👗 Soie naturelle mena, misy motifs isan-karazany, tsara tarehy ary kanto.💰 Vi...
19/08/2026

✨ Lamba Landy vaovao atolotray ho anareo! ✨

👗 Soie naturelle mena, misy motifs isan-karazany, tsara tarehy ary kanto.

💰 Vidiny : 300 000 Ar

📞 Téléphone : 034 48 048 92
💬 WhatsApp : 033 33 141 09

📍 Toerana : Ambohitrarahaba

Aza misalasala mifandray aminay raha liana. ❤️

🙏 Mankasitraka antsika rehetra!

🌸 Salama daholo! 👋👍Ankino amin'ny orinasa azo antoka ny commande-nao.✅ Azo antoka⚡ Haingana🤝 Mora ifampiresahana sy vono...
20/07/2026

🌸 Salama daholo! 👋

👍Ankino amin'ny orinasa azo antoka ny commande-nao.

✅ Azo antoka
⚡ Haingana
🤝 Mora ifampiresahana sy vonona hanome fahafaham-po anao.

Toerana: Ambohitrarahaba

Tel: 0344804892

Whatsapp : 0333314109

📩 Mandrosoa ary tompoko, faly izahay hanampy anao! 😊

08/07/2026

⚠️⚠️Mitandrema, 🥹🥹

🌺 Salama daholo e! 🌺Tsy Merina ihany ny Malagasy 😄Malagasy iray ihany isika eto Madagasikara 🇲🇬❤️Eto amin’ny pejy dia mi...
20/06/2026

🌺 Salama daholo e! 🌺

Tsy Merina ihany ny Malagasy 😄
Malagasy iray ihany isika eto Madagasikara 🇲🇬❤️

Eto amin’ny pejy dia mivarotra lamba sy fitafiana Tandroy ihany koa izahay.

🔸 Amin’izao fotoana izao dia sur commande aloha no fandraisana, satria rehefa tonga ny entana dia lany vetivety foana. 🥲

💰 Miankina amin’ny habe sy ny modely ny vidiny.

Raha mila fanazavana fanampiny na te hanafatra ianao dia aza misalasala mandefa hafatra manokana (MP) 📩.

Téléphone : 0344804892

Whatsapp : 0333314109

Toerana : Ambohitrarahaba

🙏 Mankasitraka hatrany ny fahatokisanareo!

✨🛍️ SALAMA DAHOLO! 🛍️✨Tonga indray ny arrivages vaovao ho an’izay efa niandry! 🤩👉Lamba Fitafy Manify ( Faux Landy) Tex👗 ...
17/06/2026

✨🛍️ SALAMA DAHOLO! 🛍️✨

Tonga indray ny arrivages vaovao ho an’izay efa niandry! 🤩

👉Lamba Fitafy Manify ( Faux Landy) Tex

👗 Modely unique daholo ireo, ka aza tara sao lasan’ny hafa! 🔥

💰 Vidiny manokana : 30.000 Ar

📞 Téléphone : 034 48 048 92
💬 WhatsApp : 033 33 141 09
📍 Toerana : Ambohitrarahaba

🚚 Livraison : 3.000 Ar

⚡ Vonjivonjeo fa voafetra ny isan’ny entana!

🙏 Mankasitraka antsika rehetra.

17/06/2026

EH! Miverena Eto aminy Pejy Rahariva fa misy Arrivage Lamba Fitafy amin'ilay 30.000Ar eto.
❤️🥰🥰

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 10:45
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 12:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'Art Fitafy Malagasy -officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share