Éclipson

Éclipson Vente des déco intérieur
Vita Malagasy
0372534041

N'hésitez pas à passer vos commandes 📞0340529873
26/09/2026

N'hésitez pas à passer vos commandes

📞0340529873

24/09/2026
Bouquet fiançailles Malagasy ♥️Disponible de suite Possible modification couleur 📞0340529873
23/09/2026

Bouquet fiançailles Malagasy ♥️

Disponible de suite

Possible modification couleur

📞0340529873

Bonne début de semaine ♥️
21/09/2026

Bonne début de semaine ♥️

20/09/2026

♥️

20/09/2026

Ho anao izay mangetaheta ny Fanahy Masina sy ny tontolony🔥, te hiaina DIMENSION mbola tsy fahitanao hatramin’izay ve ianao, na ara-panahy io na ara-piainana ? Tena mety aminao ity fotoana manokana ity😍

Joba 26:13 - Ny Fanahiny no mahatsara tarehy ny lanitra🙌

Tianao ho resy tanteraka ve ireo endrika faharatsiana rehetra amin’ny fiainanao, na inona io na inona ?

Tianao ho resy tanteraka ve ireo endrika aretina sy fatotra mbola mampahory anao hatramin’izao ?

Ho anao izay mahatsapa fa mbola misy asan’ny fanahy ratsy ao amin’ny fiainanao na ny tokantrano misy anao : mikorontana lava, miady lava, tsy misy vola lava, misy aretina lava, misy blocages lava, sns

Ho anao izay mahatsapa fa mbola misy karazana toetra ratsy mamatotra anao hatramin’izao nefa ianao te ho afaka mafy : toe-tsaina maizina, sain-dratsy, toe-po mialona sy mifaninana, tia mifosafosa sy manaratsy, miavonavona, tia manambony tena, manambany ny hafa, sns

Ho anao izay voafatotr’ireto zavatra manaraka ireto nefa te ho afaka mafy : défaitiste lava, mahatsiaro victime lava, manome tsiny ny hafa foana, tsy mahita ny tenanao ho diso mihitsy, négative lava, malahelo lava, te hamono tena, tsy mahita maminy intsony amin’ny fiainana, dépressive lava, reraka lava, sns

Ho anao izay mbola mijaly ara-pitiavana lava, rejeté(e) foana, ratrain’ny olona foana hatramin’izao

Ianao ve mbola karazan’olona mora latsaka anaty fakam-panahy, mora latsaka amin’ny fiainana maloto sy ny fiainan’izao tontolo izao ?

Mba tianao ve raha ianao io no lasa olona feno voninahitra sy fahatsarana, mahomby sy mamiratra amin’izay rehetra ataonao ?

LE SAINT ESPRIT EST LA CLÉ SUPRÊME🔥🔥🔥

Ary ho anao izay te hiakatra sy hisandratra ara-panahy ary te hiditra any an-danitra☝️

Manasa anao ho tonga manokana ary ento ny namana sy ny ankohonana

RÉUNION DE PRIÈRE POUR TOUS AVEC 4LIFE
Mardi 22 septembre à 16h30 au Roxy Antaninarenina

Tsy hanavahana na iza na iza na avy aiza ianao na avy aiza

Tsy misy vidim-pidirana

19/09/2026

✨️ Tianao ve ny mba hampahitan’Andriamanitra ny VONINAHINY eo amin’ny FIAINANAO amin’ity efa-bolana farany amin’ity taona ity? ✨️

🫵Mety mandalo ady sy olana ianao androany, mety mifanohitra amin’izay rehetra kasainao atao ny zava-drehetra miseho anefa tadidio fa ny ao am-pon’Andriamanitra dia ny hampiseho amintsika ny Voninahiny eo amin’ny fiainantsika.

🔥 Izany indrindra ity fotoana iray ity sady Partie Finale - ONCTION DE BÉNÉDICTION. 🔥

😊 Andao ho entina avokoa ireo namana, havana sy fianakaviana ary ireo olona hitanao fa mila ity fotoana ity.

🔥 LÀ OÙ EST L’ONCTION, LA GLOIRE SE MANIFESTE.

✨ RÉUNION DE PRIÈRE POUR TOUS ETY ANTSIRABE AVEC 4LIFE ✨
📅 Dimanche 20 Septembre 2026
📍 Espace Le Rêve – Antsirabe
🕑 14h00

🎟️ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA

Tsy Hanavahana na iza na iza, na avy aiza na avy aiza ❤️‍🔥

18/09/2026

Wedding day♥️

Bouquet Pm Idéal pour fille d'honneur où deco miniminaliste ♥️📞0340529873
17/09/2026

Bouquet Pm

Idéal pour fille d'honneur où deco miniminaliste ♥️

📞0340529873

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Éclipson posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Éclipson:

Shortcuts

Share