Chop You Boutique

Chop You Boutique 🎩 Chapeaux Panama et accessoires tendance
πŸ‘œ Sacs, lunettes, cadeaux et articles de mode
🚚 Livraison disponible à Antananarivo et en province

πŸ“£Miarahaba antsika rehetra,Elaela ihany izay tsy niresahantsika teto e ? 🌼😊Faly izahay miverina indray ary mampantena ny...
22/06/2026

πŸ“£Miarahaba antsika rehetra,

Elaela ihany izay tsy niresahantsika teto e ? 🌼😊

Faly izahay miverina indray ary mampantena ny hitondra vokatra tsara sy mahasoa ho anareo hatrany. πŸ’›

Fa alohan'izay, mba te hihaino anareo izahay...

Inona ny entana tianareo ho hita eto amin'ny pejy?

🎩 Chapeau
πŸ‘œ Sac
πŸ•ΆοΈ Solomaso
πŸ‘› Portefeuille
πŸ’ Bijoux

Sa mbola misy zavatra hafa tadiavinareo?

Aza misalasala manoratra ao anaty commentaire fa ny hevitrareo no hanampy anay hisafidy ireo vokatra ho entinay manaraka. 😊✨

✨ π‘΄π’Šπ’‡π’‚π’Žπ’‘π’Šπ’›π’‚π’“π’‚ π’π’š 𝒔𝒐𝒂 π’”π’š π’π’š 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š ✨

Arahabaina daholo ny katita kely afaka CEPE tamin'ity taona 2026 ity, eo ihany koa ireo ray aman-dreny izay nikarakarans...
21/06/2026

Arahabaina daholo ny katita kely afaka CEPE tamin'ity taona 2026 ity, eo ihany koa ireo ray aman-dreny izay nikarakaransy nikolokolo ka nahazoana izao fahasoavana izao 😍πŸ₯³

Faly zareo ah tena faly miaraka aminareo izahay eto amin'ny pejy naha namaly ny hafatreo rehetra πŸ€—πŸŽŠ

Omentsika courage ihany koa anefa ireo izay tsy nahomby tamin'ity taona ity mba hanarina izany amin'ny taona ho avy πŸ€πŸŒŸ

Mirary soa ho antsika rehetra ato amin'ny pejy hatrany e❀️πŸ”₯

π‘΄π’Šπ’‡π’‚π’Žπ’‘π’Šπ’›π’‚π’“π’‚ π’π’š 𝒔𝒐𝒂 π’”π’š π’π’š 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š ✨

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chop You Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category