Resa - Pooty

Resa - Pooty Resaka foot sy manodidina azy⚽⚽⚽

20/07/2026
20/07/2026
🚨 ANDRO LEHIBE IZAO ! Ny Frantsa dia hiatrika an’i Espaina anio alina amin’ny manasa-dalana amin’ny Amboara Eran-tany ! ...
14/07/2026

🚨 ANDRO LEHIBE IZAO ! Ny Frantsa dia hiatrika an’i Espaina anio alina amin’ny manasa-dalana amin’ny Amboara Eran-tany ! 😍🇫🇷🇪🇸
Lalao iray tena nandrasan’ny maro ary mety

🚨I la Frantsa🇨🇵 dia nisafidy ny hilalao ( 4-2-3-1).
09/07/2026

🚨I la Frantsa🇨🇵 dia nisafidy ny hilalao ( 4-2-3-1).

🚨🚨Grave ty Arbitre ty 🚨🚨
05/07/2026

🚨🚨Grave ty Arbitre ty 🚨🚨

🚨 Zlatan Ibrahimović :"Raha izaho no nilalao androany, dia mety ho nahazo karatra mena 4 na 5 mihitsy aho. 🟥Nahavita nit...
05/07/2026

🚨 Zlatan Ibrahimović :
"Raha izaho no nilalao androany, dia mety ho nahazo karatra mena 4 na 5 mihitsy aho. 🟥
Nahavita nitazona ny fahatoniany i Frantsa. Tsy nanao amboletra izy ireo, fa nijanona ho tony ary namaly tamin'ny tsiky.
😁🇫🇷 Ny valiny tsara indrindra dia ny mitsiky sy mandresy!
Andrana hafa mihitsy no natrehin'ny Bleus androany. Ny tena zava-dehibe dia ny tsy ho voasariky ny fihantsiana, ny hitazona ny fahatoniana, tsy ho tezitra ary tsy ho latsaka tao anatin'ilay vela-pandrika napetraky ny mpifanandrina.
Raha izaho no teo, dia mety ho nahazo karatra mena efatra nandritra ity lalao ity. Izaho mantsy tia milalao baolina madio, fa tsy tiako ny fihantsiana.
Saingy nasehon'izy ireo ny faharetana sy ny fahamatorana. Nijanona ho tony izy ireo, nanao izay tokony hataony, ary namaly tamin'ny tsiky. Izay no fomba tsara indrindra hamaliana azy ireo. 👏

🔴 Nisaraka ady sahala 1 no 1 ny équipe roa tonta dia i: Brésil 🇧🇷 sy Maroc 🇲🇦❌Hita fa sahirana iany zareo Brésilien nano...
14/06/2026

🔴 Nisaraka ady sahala 1 no 1 ny équipe roa tonta dia i:

Brésil 🇧🇷 sy Maroc 🇲🇦

❌Hita fa sahirana iany zareo Brésilien nanoloana zareo Marocain.Nafana dia nafana lalao🔥🔥🔥.

🔴Hoy Carlo Ancelloti:🇧🇷 TSY AZO AMAIVANINA i Maroc🇲🇦,, Satria Manana mpilalao mivoatra any Europe izy ireo Ary mitana ny...
13/06/2026

🔴Hoy Carlo Ancelloti:🇧🇷

TSY AZO AMAIVANINA i Maroc🇲🇦,, Satria Manana mpilalao mivoatra any Europe izy ireo Ary mitana ny lohany any Afrique,

❌❌Noho izany mila sady mahay miaro no mahay miataque izahay .

🏆COUPE DU MONDE🏆🔴 Navoakany ADIDAS t@fomba ofisialy ny amboary hoan'ny :⭐️ 𝗠𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗷𝗼𝘂𝗲𝘂𝗿⚽️ 𝗠𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗯𝘂𝘁𝗲𝘂𝗿🧤 𝗠𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗴...
11/06/2026

🏆COUPE DU MONDE🏆

🔴 Navoakany ADIDAS t@fomba ofisialy ny amboary hoan'ny :

⭐️ 𝗠𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗷𝗼𝘂𝗲𝘂𝗿

⚽️ 𝗠𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗯𝘂𝘁𝗲𝘂𝗿

🧤 𝗠𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗴𝗮𝗿𝗱𝗶𝗲𝗻

11/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Haja Ratsimialison, Rakotomalala Tolojanahary, Mana Njanahary, Péñhēl Jack, Paramed Reagan Ronald, Saidou Aly, Paul's Juliano, Christopher Queen, Clementino Silva Rakoto, Nÿ Ando Andrïantsoa, Tendry Andrianarivony, Patrick Randrianjaka, Faniry Icardi Rafalimanana, Jouane NI Frédy, Di Na, Ramanantsoa Nest, Søn Gassį, Jhöñ Randriantsoa, Nantenaina Ratovo, Maheriniaina Stelah, Berthien Ris, Ritchinø SQ, Semast'in Semast'in, Fitiavana Yandonirinha, Miandra Fanasina, Avotra Niaina, Sylverio Tsarahaja, Olinsco Totolava, Mwanjani Tsara Jôro, TSIRINOMENA Fitahiana Elie 󱢏,Richesse Glorioo,Papan'i Olaff,Îî Justïn Iîî,Donnera Josephee,Katra Mahenina Jofaa,Julien Ririee,Bonne Chance Foendrazaa,Jhonny Razafimamidrazanaa,Monja Monja Monjaa,Pepe Amazonee,Dina Sudd,Alcaraz Sinnerr,Thierry Thierryy,Rio Lass,Geraldo Donovann,Øø Eniock Øøø,Mario Mandzũkïčč,Dalain Njaratianaa,Niaina Safidy Amboaraa,Jaina Raa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Resa - Pooty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category