17/06/2026
Helloooo 👋
Miomàna indray ary fa ireto ny Live antsika rahampitso an🥰
Gilet, Jupe, Short, Pull, Manteau🔥
Mety tsara @ izao andro tsy hita mafana tsy hita mangatsika izao👌
Bonne journée 🫶