Mah'naingo

Mah'naingo 🪡❤️Slow art, fast love❤️🪡
Broder,c'est l'art de la patience.

La simplicité ❤️🪡🧵
06/08/2026

La simplicité ❤️🪡🧵

Mety ho tsara be ireto modèles ireto atao richelieu an ! 🧵🪡❤️Ilay rehefa manao gasigasy rehefa zoma iny! 🥰
06/08/2026

Mety ho tsara be ireto modèles ireto atao richelieu an ! 🧵🪡❤️

Ilay rehefa manao gasigasy rehefa zoma iny! 🥰




Tsara be Ilay jaune eo amin'ilay marron 🥰❤️
05/08/2026

Tsara be Ilay jaune eo amin'ilay marron 🥰❤️

Azahoana fahasamihfana eo amin'ny ahavon'ny boucles ny Ilana ny fahasamihfana eo amin'ny alavan'ny fanjaitra ❤️Atsasaky ...
05/08/2026

Azahoana fahasamihfana eo amin'ny ahavon'ny boucles ny Ilana ny fahasamihfana eo amin'ny alavan'ny fanjaitra ❤️

Atsasaky ny alavan'ny fanjaitra foana ny alavan'ny boucle. 😅🪡🧵

Satria maro be ianareo no tsy tafiditra tamin'ny formation farany dia amin'ny 28 Août indray ny fotoanantsika manaraka. 🥰

Tsy afaka mandray maro be miaraka izahay fa tsy maintsy alefa tsikelikely ny Antony 🥰

Fa tena miavaka Kely anie Ilay broderie ruban e! 🎀😅
04/08/2026

Fa tena miavaka Kely anie Ilay broderie ruban e! 🎀😅

Practice makes perfect 💝❤️🧵🪡
04/08/2026

Practice makes perfect 💝❤️🧵🪡

Androany dia te hisaotra anareo rehetra izahay ❤️🥰Betsaka ny soa azonay taminareo mpanaraka Ho fisaoranay anareo dia han...
02/08/2026

Androany dia te hisaotra anareo rehetra izahay ❤️🥰
Betsaka ny soa azonay taminareo mpanaraka

Ho fisaoranay anareo dia hanolotra formation gratuite izahay 💝🎀🎉

Broderie en 3D sa Broderie ruban ny tinareo?

01/08/2026

Tsotra Kely ❤️

Afaka anaovana point de roue ihany koa ny Punch Needle 🥰🪡🧵

Tsy adino akory ny misaotra anareo rehetra nanatrika ny formation omaly. 🥰Tena faly izahay nifampizara taminareo ❤️Betsa...
01/08/2026

Tsy adino akory ny misaotra anareo rehetra nanatrika ny formation omaly. 🥰

Tena faly izahay nifampizara taminareo ❤️

Betsaka ireo tsy tafiditra tamin'ny atelier omaly , noho izany hanomana kely izahay dia hamoaka date MBA hamaliana n'y fangatahanareo 🪡🧵

Ito amin'ny sary ito dia asatanan'ny mpianatra VAO nanomboka omaly. 🏞️🪡🧵



Volan'ny Fahombiazana 🎉Volan'ny Fitsimohana vaovao❤️Volan'ny Fahatanterahana 💝Ho tanteraka amin'ity volan'ity Ilay nokas...
01/08/2026

Volan'ny Fahombiazana 🎉
Volan'ny Fitsimohana vaovao❤️
Volan'ny Fahatanterahana 💝

Ho tanteraka amin'ity volan'ity Ilay nokasainao 🎉🥰

Mirary soa ho antsika rehetra ❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mah'naingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category