BTP - Entreprise de construction E C D M

BTP - Entreprise de construction  E C D M Aide mathématique pour vous avec Mr Patrice Mathem ( Grand Mathématicien Malagasy )

06/09/2026

🎓 NY HO AVIN'NY ZANAKAO DIA MANOMBOKA ANIO!

Ray aman-dreny malala,
Ny fahombiazan'ny zanakao amin'ny BEPC sy BACC dia tsy miankina amin'ny fiezahany irery, fa miankina ihany koa amin'ny fanomanana sy ny fanohanana omena azy.

Ao amin'ny COURS CTA, manolo-tena izahay hanome:
✅ Fampianarana matihanina amin'ny taranja rehetra.
✅ Fanazavana mazava sy mora takarina.
✅ Fanazarantena sy fanomanana mifanaraka amin'ny fanadinam-panjakana.
✅ Fanaraha-maso akaiky ny fandrosoan'ny mpianatra.

🎁 Tombony manokana ho an'ny mpianatra: 📖 Carnet de correspondance omena maimaim-poana mba hanamafisana ny fifandraisana amin'ny ray aman-dreny sy hanaraha-maso ny fandrosoan'ny mpianatra.

📚 Boky sy fitaovam-pianarana sasantsasany zaraina maimaim-poana hanohanana ny fianarana.

📝 Fanadinana isaky ny roa volana, ahafahana mandrefy ny haavon'ny mpianatra, mamantatra ny lesoka, ary manitsy haingana ny fomba fanomanana azy alohan'ny fanadinam-panjakana.

🏆 Résultat BEPC 2026 : 100 %

📍 Inscriptions toujours ouvertes pour BEPC & BACC 2027

💰 Écolage : 30 000 Ar / mois
📝 Droit d'inscription : 25 000 Ar

⚠️ Voafetra ny toerana raisina mba hiantohana ny kalitaon'ny fampianarana. Koa aza miandry ny fotoana farany vao misoratra anarana.

COURS CTA – Tsy mampianatra fotsiny izahay, fa manaraka sy mitarika ny mpianatra tsirairay mandra-pahazoany fahombiazana.

Plus d'Info : 038 72 124 84

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BTP - Entreprise de construction E C D M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category