Les trésors de Raly

Les trésors de Raly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Les trésors de Raly, Arts & Crafts Store, Antananarivo.

Chez les trésors de Raly, chaque création est un trésor, votre univers en un seul endroit 💐
Vente divers articles de création (pelote, crochet, fil coton,feutre...) 🧶🧵🎨

Pelote coton 🎀💜Prix : 2000 arPoids 50 gr ⚖️Couleur: blanc cassé 🤍Stock limité 🧶Livraison partout à Madagascar 🚚
19/08/2026

Pelote coton 🎀💜
Prix : 2000 ar
Poids 50 gr ⚖️
Couleur: blanc cassé 🤍
Stock limité 🧶

Livraison partout à Madagascar 🚚

Ireto indray aloha ny couleurs disponibles amin’ny fils cotons🎀💜Izay commande Voaray avant 20h no afaka livrer-na ny amp...
19/08/2026

Ireto indray aloha ny couleurs disponibles amin’ny fils cotons🎀💜
Izay commande Voaray avant 20h no afaka livrer-na ny ampitso 🙏🏿
Lieu de récupération: arrêt bus boa Tanjombato/ Colas Anosy ( commande 1 jour avant)

Livraison partout à Madagascar 🚚

Akoatran’ny ilana ba kiraro dia itony marqueurs de rang itony tsy hita foana hoe makaiza tsy hay hoe maninona 😂Mila mana...
19/08/2026

Akoatran’ny ilana ba kiraro dia itony marqueurs de rang itony tsy hita foana hoe makaiza tsy hay hoe maninona 😂
Mila manana maromaro mihitsy izany amon’izay na very aza misy solony 🤭🥰
Prix : 1000 ar ny 15 pièces 🎀💜

Lasa indray ery kiala meilleur nuance 😂💜
18/08/2026

Lasa indray ery kiala meilleur nuance 😂💜

Asina asatan’ny admine kely indray aloha 😝🎀💜Fil coton 250 gr teo nanaovana azy ilay tout blanc dia doublé 🥰
18/08/2026

Asina asatan’ny admine kely indray aloha 😝🎀💜
Fil coton 250 gr teo nanaovana azy ilay tout blanc dia doublé 🥰

Coucou mes trésors 🎀💜Ianareo marina izany taiza no nianatra crochet??🥰Izaho manokana tany amin’ny skoto no nianatra tami...
17/08/2026

Coucou mes trésors 🎀💜

Ianareo marina izany taiza no nianatra crochet??🥰
Izaho manokana tany amin’ny skoto no nianatra tamin’izaho mbola sampana maintso (13 ans teo angamba) fa tamin’izay nasaina nitondra crochet sy pelote izahay dia nitondra aho fa tsy Aiko akory hoe atao inona 😭😂
Dia nianatra moa izany dia bride no nianarana fa mbola tsy nahay hoe be karazana point be Kay izy itony 🤭
Dia mbola tsy nahay nanagana zavatra koa fa carré carré foana no natao dia haverina foana 😂t@ izany koa mbola tsy manaraka hoe mijery vidéo Tuto sns
Fa rehefa sampana mena zandriny amin’izay dia nisy hoe manao projet dia ny ahy poketra crochet no nataoko fa nanomboka teo vao tena tiko ilay crochet 🥰
Dia misy hoe tanjona dia ny ahy hoe ho lasa styliste en crochet😂(fa Kay tena afaka anaovana Karazana akanjo ilay crochet zareo fa t@ izany aho niteniteny fotsiny tsy aiko akory satria koa mbola tsy nahay Facebook sy tariny tamin’izany)
Dia ito crochet ito tena nanampy ahy : rehefa fil kely dia ilay kely io nampiasaina dia rehefa lehibe dia ilay ngeza🤭❤️

Dia maro be ianareo no nanontany hoe raha vao hianatra crochet mihitsy dia inona Tsara hananana dia Ireto izy Ireto🫶🏿
Pelote🩷
Crochet 🩷
Coupe fil🩷
Mètre ruban🩷
Marqueurs de rang🩷
Aiguilles 🩷

Dia misy maman mandefa retour kely foana hoe tsy hain’ny zanany nampiasa fil coton dia ito lot ito efa tena mety Tsara aminy ilay pelote ao anatinyfa mora ampiasaina 🥹
Nasina fil coton 50gr ihany amin’izay hianarany dia rehefa mahay mampiasa Tsara izy dia maka fil coton foana amin’izay maman satria tena avitana zavatra be io ah😁
Maro be manko ianareo manana zaza mahay crochet ato na vao hianatra aza izy tena motivé be mahazo an’ito🥰
Sady Efa misy an’ito taratasy ito manampy be aza rehefa mijery vidéo n’a patron satria misy point de base rehetra 😘

Ela ela tsy nandefa retour fa atombotsika amin’ito satroka mafatifaty kely Ito izy🥰Fil coton foana no ampiasaina 🩷Ito iz...
17/08/2026

Ela ela tsy nandefa retour fa atombotsika amin’ito satroka mafatifaty kely Ito izy🥰
Fil coton foana no ampiasaina 🩷
Ito izao Asa tanan’I Saf Idy indray ❤️

Best seller🎀💜Ireto nuances de couleurs Tsara be Ireto no entina mirary herinandro Tsara be ho atsika🥰Tena tinareo be mih...
17/08/2026

Best seller🎀💜
Ireto nuances de couleurs Tsara be Ireto no entina mirary herinandro Tsara be ho atsika🥰
Tena tinareo be mihitsy izy Ireto🤭🩷

Coucouuuu mes trésors 💜🎀En rupture de stock ny fil coton atsika zareo ah🥹Tena misaotra betsaka fa maro be ianareo comman...
16/08/2026

Coucouuuu mes trésors 💜🎀

En rupture de stock ny fil coton atsika zareo ah🥹
Tena misaotra betsaka fa maro be ianareo commande 🫶🏿dia hialana tsiny ho an’ireo izay tsy nahazo🙏🏿
Aza miala lavitra fa tsy ho ela anefa dia hisy arrivage 🥰

Ho Alefa eto ihany couleur disponible rehefa Tonga 🩷
Izay fa mirary soa daholo😘

Panier 15k 🩷🎀7 fils cotons (50gr)🎀Mètre ruban 🎀 3 aiguilles en plastiques (Mm/Pm/Gm)🎀crochet adapté pour fil coton🎀coupe...
16/08/2026

Panier 15k 🩷

🎀7 fils cotons (50gr)
🎀Mètre ruban
🎀 3 aiguilles en plastiques (Mm/Pm/Gm)
🎀crochet adapté pour fil coton
🎀coupe fil

Prix : 15000 ar seulement 💜
Nb: lot 2 ihany disponible 🫶🏿

Livraison partout à Madagascar 🛍️🚚

Address

Antananarivo

Telephone

+261343874195

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les trésors de Raly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share