25/07/2026
Ato indray ary aloha ny maso e😍
Mbola gâteau foana aloha izao an🍰
👉🏻 Gâteau pour 40 personnes
Niavaka kely izy ity satria insert fraise 🍓 sy ananas 🍍 be zao no natambatra🤤
Ny décoration dia mambabo ny maso avy hatrany😍🤩
5000ar ny portion raha mahaliana anao😊
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏻