Lalie's fleur and decoration

Lalie's fleur and decoration Mes belles fleurs (cactus, plante grasse, anthurium, Hasina, ...), décoration intérieure (rideaux, ..

Mes fleurs sont si belles
Que même la nuit
Elles luisent dans mon cœur
Même si le jour est triste
Mes fleurs sont toujours là
Pour s'amuser.

Ho an'ny table indray ireto 🥀🌸Plante naturelle daholo 👇Eo amin'ny commentaire ny sary tsirairay (photo réelle) miaraka a...
18/09/2026

Ho an'ny table indray ireto 🥀🌸
Plante naturelle daholo
👇Eo amin'ny commentaire ny sary tsirairay (photo réelle) miaraka amin'ny prix o ‼️🌳

Ireto indray ary no disponible ho antsika rehetra niandry o ‼️ Zz, Sansevieria, Fleur de Lune, Hasimbola, ... 🌿🌷Plante d...
17/09/2026

Ireto indray ary no disponible ho antsika rehetra niandry o ‼️
Zz, Sansevieria, Fleur de Lune, Hasimbola, ... 🌿🌷
Plante d'intérieur (naturelle), plante de coin, plante dépolluante, miaraka amin'ny pot daholo, misy support ihany koa an.
👇Eo amin'ny commentaire isaky ny sary ny prix sy ny sary tsirairay (photo réelle)
✅ Disponible

17/09/2026

🌱👌Orchidée Coelogyne viscosa rchb f

🩷🌱Samy amin'ny hatsarany ireto Hasimbola ireto, miaraka amin'ny pot samy hafa.Iza no tianareo ⁉️✅ Disponible
16/09/2026

🩷🌱Samy amin'ny hatsarany ireto Hasimbola ireto, miaraka amin'ny pot samy hafa.
Iza no tianareo ⁉️
✅ Disponible

☘️Lucky bambou maniry anaty rano indray ireto o ‼️Plante d'intérieur, ho an'ny table de bureau, table TV Table basse, ét...
15/09/2026

☘️Lucky bambou maniry anaty rano indray ireto o ‼️

Plante d'intérieur, ho an'ny table de bureau, table TV Table basse, étagère, ...
Miaraka amin'ny vase en porcelaine et en verre
👇Eo amin'ny commentaire ny sary tsirairay sy prix
📷PHOTO RÉELLE
✅ Disponible


🌿🌷 Des plantes naturelles pour embellir votre intérieur Apportez une touche de fraîcheur et d’élégance à votre maison av...
14/09/2026

🌿🌷 Des plantes naturelles pour embellir votre intérieur
Apportez une touche de fraîcheur et d’élégance à votre maison avec nos plantes naturelles, soigneusement sélectionnées et présentées dans de jolis pots décoratifs. 🪴✨
🌱 Palmier
🌱 Hasimbola
🌱 Lucky Bamboo
🌱 ZZ

Chaque plante apporte son propre charme et permet de créer une ambiance verte, chaleureuse et apaisante dans votre intérieur.
✨ Idéales pour le salon, l’entrée, le bureau, la chambre ou un coin TV.
🪴 Plantes naturelles + pots décoratifs
💚 Des plantes choisies et entretenues avec soin, comme toujours chez Lalie’s fleur et décoration.

👇Eo amin'ny commentaire isaky ny sary (photo réelle) ny prix ‼️

Ireto ihany koa mbola manjakely 👌 Peperomia 🌿 Hasina (Cordyline) 🌷 Arum Disponible, pot amin'ilay mihaja tsara sady stan...
12/09/2026

Ireto ihany koa mbola manjakely 👌
Peperomia 🌿 Hasina (Cordyline) 🌷 Arum

Disponible, pot amin'ilay mihaja tsara sady standard amin'ny loko rehetra. Eo amin'ny commentaire ny sary tsirairay (PHOTO RÉELLE) miaraka amin'ny PRIX ‼️ Misy support ihany koa.
🌾🩷🌱🥀🌷

🌳PLANTE NATURELLE daholo
- Afaka atao ao an-trano vé ? : ENY, plante d'intérieur

Disponible ireto manjakely anaky telo ireto, pot amin'ilay mihaja tsara sady standard amin'ny loko rehetra. Eo amin'ny c...
12/09/2026

Disponible ireto manjakely anaky telo ireto, pot amin'ilay mihaja tsara sady standard amin'ny loko rehetra. Eo amin'ny commentaire ny sary tsirairay (PHOTO RÉELLE) miaraka amin'ny PRIX ‼️ Misy support ihany koa.
🌾🩷🌱🥀🌷

🌳PLANTE NATURELLE daholo
- Afaka atao ao an-trano vé ? : ENY, plante d'intérieur

Tsarakely koa ilay ampiarahana toy izao 🌷Mbola plante d'intérieur daholo ireo, 🌵🌾 plante naturelle, plante purificatrice...
10/09/2026

Tsarakely koa ilay ampiarahana toy izao 🌷

Mbola plante d'intérieur daholo ireo, 🌵🌾 plante naturelle, plante purificatrice d'air, plante de coin, atao any amin'ny toeram-piasana na ao an-tokantrano ao, efa miaraka amin'ny pot mihajabe, standard daholo ireo pot ireo (mety amin'ny lokon'ny rindrina rehetra).

🪟Toerana mazava (tsy masoandro mivantana) sy aéré no ametrahana azy fa izay no tena tiany.

👇Eo amin'ny commentaire isaky ny sary ny PRIX sy ny sary tsirairay (photo réelle), avy eo afaka miditra ''MP'' avy hatrany rehefa vita ny safidinao. ‼️

✅ Disponible

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 22:00
Tuesday 05:00 - 22:00
Wednesday 05:00 - 22:00
Thursday 05:00 - 22:00
Friday 05:00 - 22:00
Saturday 05:00 - 22:00

Telephone

+261346366527

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lalie's fleur and decoration posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lalie's fleur and decoration:

Shortcuts

Share