Sac D'Or

Sac D'Or Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sac D'Or, Home decor, Antananarivo.

Hey oooh📣📣🎊🎊NOUVEL ARRIVAGE indray ry ireto ann!🎊🎊Efa dispo ato amin’ny Sac d’Or indray izao ny Sac à jambe ho anareo il...
26/07/2026

Hey oooh📣📣
🎊🎊NOUVEL ARRIVAGE indray ry ireto ann!🎊🎊

Efa dispo ato amin’ny Sac d’Or indray izao ny Sac à jambe ho anareo ilay mitady azy ito😁

💸Vidiny: 30 000Ar

Mandefasa Mp raha toa ka mahaliana anao na tonga de antsoy ny📲 034 85 275 06

09/07/2026

👜 SAC BANDOULIÈRE LACOSTE
- Dimension: 21 x 25 cm
- Prix: 35 000Ar

Mandefasa MP na antsoy ny 034 85 275 06 raha mahaliana anao📲

22/06/2026

👜Sac pour dame - femme - fille
Sady afaka babena no afaka vimbinina/sakelehana😁
💰 Prix: 40 000 Ar
Aza misalasala mandefa mp na tonga de miantso ny 📲034 85 275 06

14/06/2026



Prix : 30.000Ar
Viens en MP ou Appelez 034 85 275 06

Helloooo!✨️Aiza daholo ilay nitady Fashion Sac bandoulières  rehetra?😉 Efa misy indray izao ato amin’ Sac D’or sao tarai...
14/06/2026

Helloooo!✨️

Aiza daholo ilay nitady Fashion Sac bandoulières rehetra?😉

Efa misy indray izao ato amin’ Sac D’or sao taraiky an😲🥳

Ataonay mihitsy anie izay mahafapo anareo eh😁 Satria dia Mety tsara ho an’ny ankizy hanao fanadinana hatrany na koa atao cadeau fête des pères😁🫡

Sady amin’ny vidiny mirary dia mirary hatrany 🎉🫣Satria en promotion mihitsy 30.000Ar au lieu de 35.000ar😉✨️
Aiza indray no ahita ohatr’izany fa tongava MP na 📲miantso ny 034 85 275 06

PROMOTION BE📣🎉👜 SAC DE VOYAGE 👜Efa akaiky zao ny vacance ka de araraoty ary😁 afaka entina mandeha mivoyage, milasy, mana...
09/06/2026

PROMOTION BE📣🎉

👜 SAC DE VOYAGE 👜
Efa akaiky zao ny vacance ka de araraoty ary😁 afaka entina mandeha mivoyage, milasy, manao vacance😉

💰Prix: 28 000Ar😱Ouii, 28 000 Ar fotsiny anie ee😁
Mandefasa Mp raha mahaliana anao na tonga de antsoy ny 📞034 85 275 06

HEY OHHH!📣Efa disponible en stock indray ny sac bandoulières lacoste ato am SAC D’OR 🎉❤️‍🔥Mety ho entin’olondehibe na an...
07/06/2026

HEY OHHH!📣

Efa disponible en stock indray ny sac bandoulières lacoste ato am SAC D’OR 🎉❤️‍🔥

Mety ho entin’olondehibe na ankizy 🥳😲

💡Tips kely: Sady afaka atao cadeau fêtes des pères no afaka ho entin ankizy manao examen koa🫣🎉

💸 Ar 35 000 fotsiny !
⚡️ Aza tara ary 😉!

📲 Mandefasa Mp raha mahaliana anao 😉na afaka tonga de miantso ny 034 85 275 06

📣 NOUVEAUTÉ – SAC D’OR💛Lasa ity ary, OFFRE SPÉCIALE amin’izao fiverenan’ny page izao indray 🥳Raha toa ka 45 000 Ar izy i...
06/06/2026

📣 NOUVEAUTÉ – SAC D’OR

💛Lasa ity ary, OFFRE SPÉCIALE amin’izao fiverenan’ny page izao indray 🥳

Raha toa ka 45 000 Ar izy ity, de ataonay promotion👉 40 000 Ar 😲❤️‍🔥

Sac cuir 3 en 1 ( Mety babena 🎒/ Vimbinina 💼/ Sakelehana👜) Nefa koa sady mihaja tsara🥰

📷Ao am coms ary ny détail visuel anle kitapo 😉

Helloooooooo,🎉Elabe tsy hita tsika 🥹🫣Aza miala ary fa  efa misy zavabaovao sy arrivages bediabe nomaninay anareo anie at...
06/06/2026

Helloooooooo,🎉

Elabe tsy hita tsika 🥹🫣

Aza miala ary fa efa misy zavabaovao sy arrivages bediabe nomaninay anareo anie ato e 🥳

It’s coming soon...🔜
Restez connectés😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sac D'Or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category