21/06/2026
Nanaingo Fiangonana iray ny ekipa androany, izay nanaovana concert ho fanampiana ny Fanorenana Fiangonana Antsonjobe💕, manentana izahay eto amin’ny pejinay raha misy fanampiana azonareo homena na vola izany na fitaovana dia afaka manantona azy ireo mivantana🙏🏻 izay isaoranay sahady 🙏🏻