Centre National de l'Artisanat Malagasy

Centre National de l'Artisanat Malagasy Vokatra Asa tanana Malagasy

29/07/2026
Fantatrao ve fa ireto voninkazo ireto dia asan-tanan’ireo olona manana fahasembanana ? 🌼Ny tena mampiavaka azy dia isaky...
28/07/2026

Fantatrao ve fa ireto voninkazo ireto dia asan-tanan’ireo olona manana fahasembanana ? 🌼

Ny tena mampiavaka azy dia isaky ny tahony vita no andraisany karama. Asa tanana feno fitiavana sy faharetana, ka ny fanohananao dia manome lanja ny talentany sy ny ezaka ataony⭐️

Fitsidihana notanterahin-dRamatoa Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa Tanana teto anivon'ny CENAM, feno fifanakalozana sy...
23/07/2026

Fitsidihana notanterahin-dRamatoa Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa Tanana teto anivon'ny CENAM, feno fifanakalozana sy fanohanana ny asa tanana malagasy🌷🇲🇬

20/07/2026

💡Fa inona moa ilay hoe Cenam ? 🌟

Manasa anao hitsidika ihany koa ny pejy TikTok :
CenamArtMalagasy🇲🇬😊

Fihaonana fifanakalozan-kevitra teo amin’ny CENAM sy ny AFG Bank ho fanamafisana ny fiaraha-miasa ho tombontsoan’ny mpan...
18/07/2026

Fihaonana fifanakalozan-kevitra teo amin’ny CENAM sy ny AFG Bank ho fanamafisana ny fiaraha-miasa ho tombontsoan’ny mpanao asa tanana malagasy.🤝🇲🇬

Ankoatra ireo efa naseho teo aloha, dia manolotra fiofanana maro hafa ihany koa ny CENAM. ✨Aza misalasala manatona na mi...
16/07/2026

Ankoatra ireo efa naseho teo aloha, dia manolotra fiofanana maro hafa ihany koa ny CENAM. ✨

Aza misalasala manatona na miantso raha mila fanazavana fanampiny na manana fikasana hisoratra anarana ianareo.😊

📞: 034 32 199 57 | 038 06 715 42
✉️: [email protected]
📍: CENAM, Rue Agosthino-Néto 67 Ha Sud, Antananarivo.

💡 Fantatrao ve ?Tsy fampiroboroboana ny asa tanana malagasy ihany no ataon’ny CENAM, fa manolotra fiofanana maro isan-ka...
15/07/2026

💡 Fantatrao ve ?

Tsy fampiroboroboana ny asa tanana malagasy ihany no ataon’ny CENAM, fa manolotra fiofanana maro isan-karazany ihany koa✨

Mba hanomezana fahafahana hianatra asa sy hampivelatra ny talenta ary ny fahaiza-manao malagasy🇲🇬

Koa manasa anao izahay hitsidika ny CENAM na hiantso mivantana ny laharana : 034 32 199 57 raha te hahafantatra bebe kokoa momba ireo fiofanana atolotray ireo🛠️🧵📚

Amin’ny alalan’ireto asa tanana vitsivitsy maneho ny fahaiza-manaon’ireo mpanao asa tanana eto amintsika ireto, no hirar...
13/07/2026

Amin’ny alalan’ireto asa tanana vitsivitsy maneho ny fahaiza-manaon’ireo mpanao asa tanana eto amintsika ireto, no hirarian’ny CENAM Alatsinainy mahafinaritra sy herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra. 🇲🇬✨

Afaka mahita sy manjifa avy hatrany ireo vokatra ireo, ary koa asa tanana maro samihafa, ao amin’ny Showroom Ivoart sy ao amin’ny Village Vitasoa ianareo. 💐

Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬
26/06/2026

Tratry ny Asaramanitra! 🇲🇬

Address

Augosthino Neto 67ha-Sud
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre National de l'Artisanat Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Centre National de l'Artisanat Malagasy:

Shortcuts

Share