Parasol Béni

Parasol Béni ✨VENTE LOCATION ET RÉPARATION✨


✅FACTURE AVEC NIF ET STAT

Contact: +261387204149
+261385732821

Email.

🔧 RÉPARATION & RÉNOVATION DE PARASOL ⛱️Elo Gasy Manana elo/parasol efa simba ve ianao, na te hanavao ny endriny? 😊Izahay...
14/08/2026

🔧 RÉPARATION & RÉNOVATION DE PARASOL ⛱️
Elo Gasy

Manana elo/parasol efa simba ve ianao, na te hanavao ny endriny? 😊

Izahay ato amin'ny Parasol Béni dia manao asa rehetra makasika ny Elo. Réparation sy rénovation de parasol ho an’ny particuliers sy professionnels. 🛠️

✅ Fanoloana lamba
✅ Fanamboarana elo/parasol simba
✅ Famerenana asiana vernis ny hazo

📍 Atelier : Ambohimangakely
📞 Tel : 038 57 328 21

⛱️ Parasol Béni — • • •

🌞⛱️ Salama daholo ô! ⛱️🌞Elo Gasy Ho anareo mikarakara fety, mariage, vodiondry, batisa, anniversaire ary lanonana isan-k...
04/08/2026

🌞⛱️ Salama daholo ô! ⛱️🌞

Elo Gasy
Ho anareo mikarakara fety, mariage, vodiondry, batisa, anniversaire ary lanonana isan-karazany 🎉💍🎊,

✅ Manao location parasol izahay.
✅ Mivarotra parasol ihany koa ho anareo izay te hanana azy manokana.
✅ Manana NIF sy STAT izahay ho fanomezan-toky ny mpanjifa.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra miafina (message privé) na miantso mivantana anay.

📞 Tel: 038 57 328 21 – 038 72 041 49

🙏 Misaotra indrindra amin'ny fitokisanareo.
✨ Parasol Béni – Vente • Location • Réparation ✨

04/08/2026

🌞⛱️ Salama daholo ô! ⛱️🌞

Elo Gasy
Ho anareo mikarakara fety, mariage, vodiondry, batisa, anniversaire ary lanonana isan-karazany 🎉💍🎊,

✅ Manao location parasol izahay.
✅ Mivarotra parasol ihany koa ho anareo izay te hanana azy manokana.
✅ Manana NIF sy STAT izahay ho fanomezan-toky ny mpanjifa.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra miafina (message privé) na miantso mivantana anay.

📞 Tel: 038 57 328 21 – 038 72 041 49

🙏 Misaotra indrindra amin'ny fitokisanareo.
✨ Parasol Béni – Vente • Location • Réparation ✨

04/08/2026

🌞⛱️ Salama daholo ô! ⛱️🌞
Elo Gasy mihaja tsara
Ho anareo mikarakara fety, mariage, vodiondry, batisa, anniversaire ary lanonana isan-karazany 🎉💍🎊,

✅ Manao location parasol izahay.
✅ Mivarotra parasol ihany koa ho anareo izay te hanana azy manokana.
✅ Manana NIF sy STAT izahay ho fanomezan-toky ny mpanjifa.

📩 Aza misalasala mandefa hafatra miafina (message privé) na miantso mivantana anay.

📞 Tel: 038 57 328 21 – 038 72 041 49

🙏 Misaotra indrindra amin'ny fitokisanareo.
✨ Parasol Béni – Vente • Location • Réparation ✨

✨ SALAMA DAHOLY TOMPOKO! ☂️Mitady parasol ho an'ny lanonanao ve ianao? Izahay ato amin'ny Parasol Béni dia vonona hanome...
27/07/2026

✨ SALAMA DAHOLY TOMPOKO! ☂️

Mitady parasol ho an'ny lanonanao ve ianao? Izahay ato amin'ny Parasol Béni dia vonona hanome zavatra tsara ho anareo

🔹 Location de parasols
🔹 Vente de parasols
🔹 Réparation de parasols simba

🎉 Mbola misy daty malalaka amin'ny volana Août ho anareo mikarakara:
💍 Mariage
🎂 Anniversaire
🎊 Fety sy lanonana isan-karazany

✅ Parasol lehibe sy mihaja tsara daholy:
📏 Rond 3 mètres de diamètre
✨ Madio tsara
💯 Bon état
🌞 Mety amin'ny karazana hetsika rehetra

📅 Aza miandry tara! Ataovy dieny izao ny réservation-nao.

📞 Contact :
☎️ 038 57 328 21
☎️ 038 72 041 49

🙏 Mankasitraka ny fitokisanareo hatrany.
Parasol Béni – Vente • Location • Réparation ☂️🤍

🚚✨ Vita alony izay ny livraison t@ ity erin'andro ity! 🙏Mankasitraka anareo client rehetra nisafy an'i  . 🤍🌟Mirary faran...
25/07/2026

🚚✨ Vita alony izay ny livraison t@ ity erin'andro ity! 🙏

Mankasitraka anareo client rehetra nisafy an'i . 🤍🌟

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra! ☀️😊💛

📅 Raha amin'ny herinandro indray isika mifankahita eh
📢 Mbola misy 30 pièces disponibles, koa aza misalasala manao réservation dieny izao. ⛱️📞 04875732821 - 0387204149
Lieux Ambohimangakely By pass
Pavillon analakely

🌂 LOCATION PARASOL | VENTE ELO GASY 🌞Manomana lanonana, mariazy, anniversaire, baptême, hetsika ara-barotra na fety ve i...
23/07/2026

🌂 LOCATION PARASOL | VENTE ELO GASY 🌞

Manomana lanonana, mariazy, anniversaire, baptême, hetsika ara-barotra na fety ve ianareo? ✨

📅 Mbola misy daty malalaka amin'ny volana Aogositra!
Aza miandry ny fotoana farany fa ataovy dieny izao ny réservation sao tara.

🛠️ Mivarotra sy manamboatra parasol ihany koa izahay, ho an'ny orinasa sy olon-tsotra.

📌 Forme disponible en vente :
🔵 Rond
◼️ Carré
▭ Rectangle

📞 Antsoy izahay raha mila fanazavana na hanao réservation:
☎️ 038 72 041 49
☎️ 038 57 328 21

🤝 Parasol Béni – Ny kalitao sy ny fahafaham-pon'ny mpanjifa no laharam-pahamehanay. 🌿

Mahafaly anay ny mandray anjara amin'ny fanomezana endrika kanto sy miavaka ity lanonana iray ity amin'ny alalan'ireo pa...
21/07/2026

Mahafaly anay ny mandray anjara amin'ny fanomezana endrika kanto sy miavaka ity lanonana iray ity amin'ny alalan'ireo parasol avy ato aminay. 🤍

Mankasitraka indrindra an'ireo mpanjifanay tamin'ny fatokisana sy ny fisafidianana an'i Parasol Béni.

Ho anareo izay mila Parasol na Elo Gasy, aza misalasala miantso na manatona anay mivantana.

📍 Parasol Béni – Vente • Location • Réparation

Ny kalitao ny asa tananay no mampiteny ny asanay.

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 23:00
Tuesday 06:00 - 23:00
Wednesday 06:00 - 23:00
Thursday 06:00 - 23:00
Friday 06:00 - 23:00
Saturday 06:00 - 23:00
Sunday 09:00 - 23:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parasol Béni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share